Auteur/autrice : Adnews

« Chan 2024 » : Tsy mety tafavoaka ny lisitra, ifandroritana ny anarana

Tsy mbola tafavoaka hatramin’izao ny lisitra handrafitra ny Barea Chan. Misy mpilalao tsy niatrika ny dingam-pifantenana izay nataon’ny mpanazatra, miteraka olana. Tsy hita popoka hatramin’i zao ny lisitry ny mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy, taranja baolina kitra, sokajy A’ na ny Barea Chan. Tsy fantatra mazava ny antony mampitarazoka izany […]

INDRAY MIJERY

Nanamafy ny fisafoana ny trano fonenana sy ny fanatsarana ny fitaovana fiarovana eny amin’ny faritry ny Oniversite Ankatso ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nanentana ihany koa ny mpianatra sy ny tomponandraikitra amin’ny fahasahiana mitoroka ireo olon-dratsy ho fitandroana ny filaminana izy ireo. Maro ireo fampirantiana natao nadritra […]

Foarabe Fampivoarana: Hampisehoana ny fahaiza-manaon’ny varotra

Manomana ny andiany faharoa amin’ny Foarabe fampivoarana ny fiangonana ad­van­tista eto Antananarivo afovoany, ny 30 jolay hatramin’ny 3 aogositra izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fampivoarana ny fari-piainan’ny samy kristianina manana asa aman-draharaha amin’ny sehatra samihafa no tanjon’ny hetsika, hoy ny filohan’ny fiangonana advantista eto An­tananarivo, pasitora Andriam­paratiana Fanera, omaly, […]

Sektoraly logistika : Nanao atrikasa fanamafisana traikefa

Notanterahina tamin’ity herinandro ity, nandritra ny telo andro, teny Andakana, ny atrikasa fanamafisana fahaiza-manao sy fandrindrana ny vondrona sektoraly logistika eo amin’ny lafiny maha olombelona, iarahan’ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon’antoka. Natao, nandritra izany, ny jery todika avy amin’ny asa fanampiana teo aloha. Eo ihany koa ny fanombanana sy ny fanatsarana […]

Paikady hiadiana amin’ny fiovan’ny toetr’andro: Hakan-kevitra ny tanora isam-paritra, entanina hametraka tetikasa

Paikadim-pirenena mandritra ny dimy taona hoavy izy io, hamaritana ny asa mifandraika amin’ny sehatra voakasiky ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro Nandritra ny fandrafetana ny paikadim-pirenena iadiana amin’ny fiovan’ny toetr’andro ho an’i Mada­gasikara voalohany sy faharoa (CDN 1 sy 2), ny tekinisianina teo anivon’ny minisitera voakasika sy ny manam-pahaizana avy amin’ny […]