Efa nisy ilay notontosainy teny amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza… Hanohy izany velakevitra izany, Ranaivoson Lucien ka hiompana amin’ny fanahy anaty kalon’ny fahiny sy hiran’ny omaly ny lohahevitra. Tafiditra ao anatin’ny fanohizana sy fanatevenana izany. Hanatanteraka velakevitra lehibe nampitondraina ny lohahevitra « Ny fanahin’ny kalon’ny fahiny sy ny hiran’ny omaly », indray, Ranaivoson […]
Auteur/autrice : Adnews
Armel Patrick ! Nitsahatra tamin’ny maha miaramila azy ary nisafidy ny hanao mpandraharaha
Anisan’ireo malagasy tanora, fanta-daza amin’ny sehatrin’ny asa famoronana horonantsary fohy anaty tambajotran-tserasera, Facebook, Rasoanandrasana Patrick Jocelyn, na i Armel Patrick. Nisy ny fanadihadiana izay natao taminy, omaly. Efa miroborobo tanteraka izao ny resaka horonantsary mahatsikaiky ao anaty tambajotran-tserasera, Facebook, amin’izao fotoana izao. Ao anatin’ireo Malagasy, misehatra amin’ izany asa famoronana […]
INDRAY MIJERY
Fanokafana ny fetin’ny trozona 2025. Hotontosaina mandritra ny fidinana ifotony ny Filohan’ny repobika, Rajoelina Andry, ao amin’ny Nosy Boraha, ny zoma 11 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Hetsika karakarain’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana MTA miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy. ampiofanana maimaimpoana ao Menabe. Nisitraka fiofanana ireo vahoaka […]
Vono olona : Lehilahy voakapaka famaky intelo
Raim-pianakaviana 52 taona hita faty teo ambodihazo somary misy rano miandrona noho ny orabe nikija tao Vohindrotra, fokontany Ivoloina, kaominina ambanivohitra Antetezambaro, ny alahady 6 jolay teo. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana io lehilahy io, raha ny fanadihadiana nataon’ny zandary sy ny mpitsabo teny an-toerana. Nahitana ratra toy ny diam-pamaky […]
Krizy amin’ny fiterahana: Takina ny fahalalahana ara-pananahana
Maro amin’ireo tanora no misafidy ny hanan-janaka. Vitsy kokoa saingy manery ny vehivavy hampifanaraka ny safidiny amin’ny fananahana amin’ny tanjona nasionaly momba ny fiterahana ny governemanta. Nisy ny tatitra nataon’ny UNFPA, izay notanterahina tetsy amin’ny QG an’ny Tanora Ankorondrano, afakomaly. Nambaran’ izy ireo nadritra izany fa manodidina ny 20% amin’ny […]




