“Manjaka loatra ny tsimatimanota no tsy nampahomby antsika amin’ny ady amin’ny kolikoly”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Kaomity mitandro ny fahitsiana (CSI), Andriamifidy Jean-Louis, tamin’ny fanaovana tatitra momba ny Paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly, 2025-2030, teny anivon’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly. Izay no nanaovana ho laharam-pahamehana ny ady amin’ny tsimatimanota. Nahatonga tsy nahazoana […]
Auteur/autrice : Adnews
Mila misikim-ponitra
Trangam-piarahamonina miiba maro no mikapoka ny Malagasy amin’izao: loza, fahasahiranana ara-bola, aretina samihafa hatramin’ny ara-panahy aza toa mivaralila andro aman’alina. Tsy hita intsony izay hanaovana azy fa mivadika ambony ambany. Tsy mahagaga raha tonga hatrany amin’ny fifamosaviana sy fahapoizinana mivantana. Tena hoe mihamaizina ara-bakiteny ny zava-misy. Tsy natao ho […]
Filoha Rajoelina Andry : “Efa mahatsapa fampandrosoana ny vahoaka”
Izay tratra ny fitokanana zava-bita amin’izao. Mahita izany ve ny vahoaka? “Efa mahatsapa fampandrosoana ny vahoaka”, hoy ny filoha Rajoelina Andry tany Vohibato, Faritra Matsiatra Ambony, Fianarantsoa. “Ny olona minia mikimpy sy minia tsy mandre, mankanesa ao Vohibato. Fa ny vahoakan’i Vohibato efa mahita sy mandre ary mahatsapa ny fampandrosoana […]




