Maro ny endrika fisolokiana azon’ny mpanjifa amin’ny alalan’ny Hafatra miafina (SMS) anaty finday. Azo atao ny misoroka azy ireny, ankehitriny, ho an’ny mpampiasa ny Airtel. Araka ny fanadihadiana nataon’ny kabinetra Quartz, firenena 9 amin’ ny 20 aty Afrika no tratry ny atao hoe « spam ». Hafatra miafina SMS tsy niriana, fa […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanamafisana fahaiza-manao: Nifarana ny atrikasa fanofanana
Nifarana, omaly, ny atrikasa fanofanana ho an’ireo mpisehatra miisa 16, ho fanamafisana ny fahaiza-manao (VAE), notanterahina nanomboka ny alatsinainy 30 jona 2025, tao amin’ny Hotel Le Pavé Antananinarenina. Hetsika ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Unesco. Mikendry indrindra ny hanamafisana ny […]
Tsy fahampian-dra : Olana ho an’ny fahasalamana
Natolotra omaly, teny Anosy, ny valin’ny fanadihadiana momba ny tsy fahampian’ny singa mpamelona eto Madagasikara (ENCM 2024). Notontosaina ny volana jona hatramin’ny septambra 2024 ny fidinana ifotony tany amin’ny faritra 23. Niompana tamin’ny zaza enim-bolana hatramin’ny 59 volana, zatovo lahy sy vavy, vehivavy mitondra vohoka ary ireo vehivavy afaka miteraka […]
Fampitsaharana vohoka : Hitondra fivoarana ny Farimbona 2.0
Tsy mbola nisy fivoarana ny ady ho amin’ny fanovana ny lalàna mandrara ny fampitsaharana vohoka na inona na inona antony. Nametraka sahanasa vaovao telo ny Nifin’akanga amin’ny Farimbona 2.0. Iarahany miasa amin’ny Amplify Change, mba hampandrosoana sy hanamafisana ny ezaka vita tamin’ny dingana voalohany. Haharitra 24 volana ny fanatanterahana ny […]
INDRAY MIJERY
Hetsika fampifaliana ny ankizy ato anatin’ny faritra Analamanga. Nisy ny fizarana kilalao tao amin’ ny trano fitaizana zaza kamboty Triomphe Ambohimangakely, izay fiaraha-miasa amin’ny Project Christmas Child. Miisa 117 ireo ankizy nisitraka izany. Nandray anjara tamin’ny atrikasa fanamarinana ny Politikam-pirenena sy ny fandaharanasa nasionaly momba ny fiarovana sy ny fahasalamana […]




