Quelques jours avant la réunion de la commission mixte franco-malgache à Paris, sur les questions des îles Eparses, ce 30 juin, aussi bien Madagascar que la France, n’a pas encore communiqué les noms des membres de leur délégation respective. Selon Africa Intelligence récemment, la France finalise encore la liste de […]
Auteur/autrice : Adnews
Master de Pétanque 2025: Madagascar s’offre la première étape
Entrée fracassante. Les boulistes malgaches ont débuté tambour battant le Master de Pétanque. Une compétition dont la première étape s’est achevée jeudi à Saint-Gilles-Croix-de-Vie, en France. Le trio malgache, composé de Jean François Nirina Rakotondrainibe, alias « Zigle », Faratiana Rakotoniaina, dit « Tiana kely », et Faralahy Joseph Urbain […]
Madagascar Airlines: nohavaozina ny fanofana ATR-72
Anatin’ny fanarenana sy ny fanavaozana hatrany ny kaompania Madagascar Airlines amin’izao. Nohavaozina ny fifanarahana fanofana fiaramanidina ATR-72 miisa roa amin’ny orinasa Abelo ho an’ireo mitondra ny laharana 5R-MJF sy 5R-EJB. Hampiasaina hatramin’ny volana janoary 2028 ny voalohany, raha hihitatra hatrany amin’ny volana novambra 2029 kosa ny faharoa, izay samy hanao sidina […]
Famatsiana: ampy tsara ny tahirin-tsolika
Tonga ara-potoana hatrany ny sambo mitatitra solika avy any ivelany mankaty Madagasikara. Tsy misy atahorana ny famatsiana aty afovoan-tany sy ny any amorontsiraka. Nitondra fanazavana ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Jean Baptiste Olivier, ny alarobia 25 jona teo, manodidina ny famatsiana solika eto amintsika. « Ampy tsara ny […]
Manjaka Tokana: nizara fanomezana ho an’ny ankizy
Telo sosona ny fanamarihana tamin’ity volana jona ity. Voalohany, ny fankalazana ny andro niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Faharoa, ny Volan’ny teny malagasy ary farany ny Iray volan’ny ankizy. Ireo sehatra telo ireo dia mahakasika ny firenena ka tena zava-dehibe, hoy ny mpitsabo amin’ny alalan’ny Sorabe, Manjaka Tokana. Nisafidy ny fokontany Ambohimamory ny […]




