Auteur/autrice : Adnews

“Women’s Serie” : Ratsy fanombohana ny Ankoay

Niaka-tsehatra voalohany, omaly, ny ekipa malagasy Ankoay, sokajy vehivavy, niatrika ny fifaninanana “Women’s Serie”, taranja basikety 3×3. Fifaninanana tontosaina any Viennes. Ratsy fanombohana ny Malagasy raha ny voka-dalao, omaly. Resin’ny CS Rapid Bucharest tamin’ny isa 21 no ho 8 ny Ankoay, nahitana an’i Muriel, Sydonnie, Christiane ary i Chine. Tsiahivina, […]

“Cosafa 2025” : Hiady ny medaly alimo sisa ny Barea de Madagascar

Nahintsan’i Angola teo amin’ny dingan’ny manasa-dalan’ny “Cosafa 2025”, atao any Afrika Atsimo, ny Barea. Lavo tamin’ny isa 4 no ho 1. Tsy nahovoka! Resy 4 no ho 1 teo anatrehan’i An­gola, ny Barea de Mada­gascar, nandritra ny lalao manasa-dalan’ny “Cosa­fa 2025”, taranja baolina kitra, izay notontosaina tao amin’ny Kianja Toyata […]

INDRAY MIJERY

Fanabeazana ho amin’ny toe-tsaina mitandro fahitsiana. Natao ny fanentanana ho an’ireo avy amin’ny fikambanana samihafa, ho fampahafantarana ny maha zava-dehibe ny fitsanganan’ny fikambanana ara-dalàna sy ny paikady mahakasika ny fananganana tetikasa fam­piroboroboana fikambanana sy ireo mpikambana ao aminy. Tatitry ny solombavambahoaka tamin’ny fihaonana mivantana. Nanasongadinana ny asa vitan’ny fitondram-panjakana, tamin’ny […]

Fiaraha-miasa amin’ny Jica : Notombanana ny filan’ny Lycée teknika

Nohamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy ny Agence japonaise de coo­pération internationale (Jica) amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny Fampi­anarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Notanterahina nandritra ny hefarana, tamin’ity herinandro ity, ny dinik’asa sy fitsidihana ara-teknika niarahana tamin’ ny delegasiona avy amin’ny Jica sy ireo manam-pahai­zana avy any Sénégal. […]

Fikambanana Destiny Ivato: Nankaherezina ireo mpanala CEPE

Nahatsiaro manokana ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana CEPE amin’ny alatsinainy izao ny fikambanana Destiny Ivato, omaly. Nizara kits scolaire ho an’ireo mpianatra manodidina ny 200 tamin’ireo EPP dimy ao amin’ny kaominina Ivato. Fitaovam-pianarana feno hahafahana miatrika am-pitoniana ny fandinana CEPE no natolotra tamin’izany. Tsy nisy nanavahana ireo mpianatra avy amin’ny […]