Vaindohan-draharahan’ny fandaharanasan’ny QIT Madagascar Minerals (QMM) ny fikajiana ny tontolo iainana ao anatin’ny asa fitrandrahana ataony. Misy ny fepetra takina sy tokony harahina momba ny « Projet Environmental Management Plan (PGEP)”, talohan’ny fahazoan-dalana azony ny taona 2001. Takina amin’ny kaompania ny hampiharana ny fenitry ny tontolo iainana E16 an’ny Rio Tinto […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 50 ireo orinasa tena madinika sy madinika (TPME) nandray anjara tamin’ny fampiofanana nataon’ny Fikambanan’ny orinasa malagasy (FOM) sy ny Kred avy amin’ny BNI Madagascar. Lohahevitry ny hetsika ny hoe fampitomboana ny fifandraisana, antoky ny fampandrosoana ». Hitohy isam-bolana ny hetsika ifanakalozana amin’ireo mpandraharaha hanovozany ny fahalalana rehetra mahakasika ny sehatra […]
Tetikasa Prodigy : Jerena ireo laharam-pahamehana
Fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA) amin’ny fanabeazana sy ny fahasalamam-bahoaka. Fanavaozana niomerika ny rafitry ny fitsarana. Fampivoarana amin’ny alalan’ny niomerika ny fanomezana taratasy momba ny tany, “certificat d’immatriculation” sy ny “certificat de situation juridique”. Voaresaka ireo nandritra ny dinika momba ny fanitsiana ny drafitrasa isan-taona voarakitra ara-bola (PTBA) 2025 an’ny […]
Tsolika : Miakatra hatrany ny vidin’ny solika fandrehitra
Toy ny isam-bolana, miovaova hatrany ny vidin-tsolika eto Madagasikara ho fampiharana ny vidiny tena izy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ho an’ny volana jona, nahitam-piakarany 10 Ar ny litatramin’ny lasantsy, miakatra hatrany koa ny vidin’ny solika fandrehitra. Niova ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo ny vidin-tsolika manerana ny Nosy. Ho an’ity […]
INDRAY MIJERY
Hatsangana ny ivontoeram-pandrindrana (CCO) ao Belaza, ao anatin’ny distrikan’Ampanihy. Lehibe sy maoderina izy ity hiatrehina ny loza sy tandindon-doza any atsimon’i Madagasikara, hapetraka amin’ny velaran-tany 5 000 m toradroa. Ankoatra ny trano lehibe ho an’ny CCO, misy koa ny birao sy efitra lehibe ho fitehirizana entana ahafahana mihetsika avy hatrany […]




