Fiaraha-miasan’ny Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa) sy ny orinasa israelianina LR Group amin’ny fametrahana tetikasa fambolena indostrialy Agripole eto Madagasikara. Nohitsian’ny Sekreteram-panjakana Razanamahefa Tahian’Ny Avo, fa tsy misy fivarotana tanindrazana, nandritra ny fanombohana ny tetikasa nametrahana ny tambajotran-tserasera sosialy, ny alahady 25 mey teo. An’ny Malagasy ny tany fa […]
Auteur/autrice : Adnews
Faritra arovana: Voasokajy ho vakoka Unesco ny ala maina andrefana
Tafiditra ao anatin’ny ala maina andrefana ny alan’i Mikea any Toliara. Ilaina ny fiarovana ny olona miaina ao anatiny, miampy ny biby sy ny zavamaniry tsy hita raha tsy any an-toerana. Natao tao amin’ny kaominina Befandefa, distrika Morombe, faritra Atsimo Andrefana, ny alatsinainy 26 mey teo, ny fanambarana ofisialy, ny […]
INDRAY MIJERY
Manoloana ny fahateren’ny asa eto Madagasikara, mitady lalana hiasa any ivelany ny tanora. Orinasa 37 amin’ny sehatra samihafa no nandray anjara sy nitily ny fahaiza-manaon’ireo tanora malagasy maniry hiasa any Maorisy nandritra ny 2 andro, tetsy amin’ny Carlton. Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo ny fanajariana sy fampanarahana […]
Baiboly malagasy : Taom-pankalazana indroa misesy ho an’ny FMBM
Feno 60 taona ny nitsanganan’ny fikambanana. 190 amin’ity taona ity koa ny nahavitana printy voalohany ny baiboly malagasy. Ivon’ny taom-pankalazana ny 21 jona hoavy izao. Taom-pankalazana indroa misesy izany ho an’ny fikambanana mampiely baiboly malagasy (FMBM), ity taona 2025 ity, raha ny fampahafantarana nataon’ny fikambanana. Lohahevitra enti-manamarika izany ny hoe: […]
Distrikan’Atsimondrano : Hampandrosoana ny tantsaha ny Ciad
Entina hampandrosoana ny eny ifotony ny Ciad. Tetibola tantanan’ny solombavambahoaka. Ho an’ny distrikan’Antsimondrano, nilaza ny solombavambahoaka Andry Ratsivahiny, omaly fa entina hanampiana ny tantsaha, indrindra ny mpamboly, ny tetibola amin’ity taona ity. Natolotra omaly ireo fitaovam-pambolena ho porofo iaraha-mahita ho an’izany fanohanana ny tantsaha izany. Nahitana kubota, milina fikapohana vary […]




