Auteur/autrice : Adnews

“Tana Design Week” : Hasongadina ny vita malagasy

Homen-danja ny asa famoronana. Izay no tanjona amin’ilay hetsika “Tana Design Week”, hotontosaina ny 28 jona hatramin’ny 19 jolay izao, eto Antananarivo. Hatao tanjona ny firoboroboana ara-toekarena sy ara-kolontsaina, amin’ny alalan’ny fanasongadinana ny famoronana vita malagasy, eto hatrany ivelany. Anisan’ny nivoitra nandritra ny fihaonan’ireo mpikarakara tamin’ny mpanao gazety, teny amin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Notebahin’ny filoha nasionalin’ny Freedom, Rakotondrazafy Lalatiana, ireo fitsidihana sy ny he­tsika tsy nahitam-bokatra nefa nanaovana serasera. “Ny tena antony, ny votoatin’izy ireny ary ny vokatra azo tamin’izy ireny toa tsy mba hita”, hoy izy. Nambarany ho olany ny filoha voakiana manoloana ireo mpiara-miasa aminy tsy hihira sy tsy hanao tsianjery. […]

Fiaraha-miasa: Higadona eto Madagasikara ny filohan’i Slovenie

Ho avy eto amintsika, ny talata izao, ny filohan’i Slo­venie, Nataša Pirc Musar. Hihaona amin’ny filoha Ra­joelina Andry ny tenany amin’izao fitsidihana ataony izao. Anisan’ny manamarika ity filoha ity ny maha mpanao gazety sy mpisolovava azy. Filoha mitantana an’i Slovenie nanomboka ny taona 2022. Efa minisitry ny Raharaham-bahiny ny tenany, […]

Ho amin-kitsim-po

  Tena mahavariana ny fanaovana politika amin’izao fotoana. Baikoin’ny fialonana sy ny kajikajy isan-karazany ny mpiantsehatra. Tsy ny fitiavan-tanindrazana sy ny fampandrosoana intsony no mampirisika ilay fandraisana andraikitra. Loha lisitra ny fitiavam-bola sy voninahitra. Indrisy, efa izay avokoa ny ankamaroany. Mitomany ilay Madagasikara. Mipetraka ny fanontaniana amin’ny zava-misy ankehitriny: maninona […]