Auteur/autrice : Adnews

Asa ratsy eto Antananarivo : Lehilahy roa tratra nangalatra sy namaky trano

Lehilahy roa voasambotry ny polisim-pirenena teo am-pangalarana sy famakiana trano teto an-drenivohitra, afakomaly. Nikasa hangalatra moto tetsy Tsimbazaza ny iray, namaky trano tetsy Ambodihady kosa ny faharoa. Mbola mitohy hatrany ny asa ratsy fangalarana sy famakiana trano ataon’ny olon-dratsy eto Anta­nanarivo, na dia efa maro aza ny ezaka ataon’ny mpitandro […]