Efa hiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana tsy ho ela ny fiadiana ny amboara “Tournoi 26 juin” ao amin’ny kaominina Mandrosoa Mandrosohasina, tanterahana eny amin’ny Kianja Ambatobe Staduim. Mitarika vonjimaika amin’ny fananana isa aloha hatreto ny ekipan’ny Black avy ao Mandrosoa, ho an’ny eo anivon’ny vondrona A. Nahazo fandresena indroa miantoana izy ireo. […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Notsenaina tamin’ny fomba makotrokotroka ny ekipan’ny AC Sabnam, ny alatsinainy teo, teny Sabotsy Namehana. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy izy ireo, ka nanaovan’ireo tomponandraikitra ambony eo amin’ity tanàna ity hetsika manokana. Nifarana omaly, teny Mahamasina, ny fampivondronana ny Barea Chan. Araka ny fantatra, mbola hiverina any […]
CJSOI-andiany faha-13 : Efa anatin’ny fanomanana ireo atleta
Hotanterahina any Seychelles, ny 28 jolay hatramin’ny 10 aogositra izao, ny lalaon’ny Commission de la jeunesse et des sports de l’océan Indien (CJSOI), andiany faha-13. Efa anatin’ny fiomanana avokoa ireo Malagasy atleta isan-taranja hiatrika izany fifaninanana izany. Ho an’ny taranja volley-ball, efa nanomboka ny 21 avrily ny fampivondronana ireo mpilalao. […]
Baolina kitra – “Cosafa cup 2025” : Tafaraka vondrona i Madagasikara sy i Maroc ary i Eswantini
Iray tarika ny Barea de Madagascar sy ny Lions de l’Atlas an’i Maroc eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (Cosafa cup 2025). Azo lazaina fa hiendrika famaranana kely ny fihaonan’ny roa tonta, amin’ity. Tontosa omaly, tao Mangaung, Afrika Atsimo, ny antsapaka amin’ny fiadiana ny […]
Fampianarana serasera : Nomem-boninahitra ny profesora Elisa Rafitoson
Veloma farany, feno fihetseham-po. Nomem-boninahitra farany, teny amin’ny Oniversten’Antananarivo, ny profesora Elisa Rafitson, omaly Nodimandry ny alahady lasa teo ity mpampianatra mpikaroka, anisan’ny namaky lay ny fampianarana ny siansa momba ny ita sy ny serasera teto Madagasikara ity. Vory lanona ireo mpampianatra mpiara-miasa aminy, ireo mpianany taloha sy ankehitriny ary […]




