Novinavinaina ho 9 hatramin’ny 12 taonina isaky ny hekitara ny vokatra ho azon’ny tantsaha any Ambohijanahary, distrika Amparafaravola, nandritra ny fotoam-panetsana, ny febroary 2025 teo. Nilaza Raholison Tahiry, anisan’ireo tantsaha miisa 1 358, nisitraka masomboly vary safiotra sy zezika tamin’izany fotoana izany, fa « tsapa ny fiovana sy ny fivoarana. Nitombo avo […]
Auteur/autrice : Adnews
Anosibe : Mpanendaka maty voatifitra
Lavon’ny balan’ny polisy avy amin’ny Compagnie urbaine d’intervention (CUI) sy ny Unité d’intervention rapide (UIR) tetsy Anosibe, ny jiolahy iray, afakomaly tamin’ny 7 ora hariva. Malaza amin’ny fanaovana asa fanendahana miharo herisetra sady mpanao sinto-mahery izy io. Nikasa hanendaka mpandeha an-tongotra hamonjy fodiana teny Anosibe ity jiolahy ity sy ny […]
Morontsiraka avaratra andrefana : Miha maro ny mpisehatra miaro ny ala honko
Rohy voahary manan-danja ny ala honko. Tandindomin-doza anefa izany noho ny fandripahana ataon’ny olombelona. Maro ireo mpisehatra manomboka miaro azy. Toeram-ponenan’ny hazandrano maro, toy ny drakaka, ny akamba, sns, ary ireo trondro ahina ho lany tamingana ny ala honko. Nambaran’i Behanarina Huiguens, lehiben’ny tetikasa ny orinasa Bôndy any Antsohihy, faritra […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanainga ny alatsinainy 19 mey teo ny delegasiona malagasy avy amin’ny MJKA (Madagascar Japan Karaté Association), hiatrika ny “Africa Cup”, any Japon. 4 mianadahy no hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ity fifaninanana ity, ahitana an’i Mathieu, Mael, Nekena ary i Lanto. Ny ekipan’ny Guerreros Team no nandrombaka ny anaram-boninahitra klioba […]
Karting-“Mada 2025” : Hatao ny alahady izao ny «1er Grand Prix»
Hotanterahina ny alahady 25 mey ho avy izao, eny amin’ny circuit SRK Imerintsiatosika, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja Karting izay sady “1er Grand Prix” ihany koa. Fihaonana karakarain’ny klioba Serana Racing Kart. Misokatra ho an’ireo mpanamory rehetra manana ny kara-pilalaovana, ankatoavin’ny Fédération sport-automobile malagasy (FSAM). Misy sokajy […]




