Auteur/autrice : Adnews

Tontolo iainana : Hatao nosy tsy misy plastika i Sainte Marie

Nosokafana tany amin’ny Nosy Boraha, na Sainte Marie, omaly hatramin’ny 4 jona izao, ny fankalazana tamin’ny fomba ofisialy, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Tontolo iainana (JME). Nitarika ny fotoana ny mi­nisitry ny Tontolo iainana (Medd), Max Ando­ni­rina Fontaine, ny so­lombavamba­hoaka Imbiki Herilaza ary ny tomponandraikitra maro. Loha­hevitra ny hoe : « […]

INDRAY MIJERY

Mety hikorontana indray ny toetry ny andro noho ny alondrano vaventy any an-dranomasina amin’ny morontsiraka afovoany sy atsimo andrefana ary atsimon’ny Nosy, amin’ny faran’ny herinandro. Halefaka ny tsiokan’ny varatraza amin’ny tapany voalohany amin’ny herinandro. Tombanana hahazo vahana aorian’izany. Tombanana hitoetra hatrany koa ny orana tandrifin-drahona any amin’ny faritra avaratra atsinanan’ny […]

VIH/Sida sy ny homamiadana mpahazo ny vehivavy : Hiara-miasa ny ONUSida sy ny Fondation Akbaraly

Nanao sonia ho fanambarana amin’ny fomba ofisialy ny fiaraha-miasa stratejika ho an’ny fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara sy ny faritry ny ranomasimbe Indianina, tao amin’ny trano iombonan’ny Firenena mikambana, ny ONUSida sy ny Fondation Akbaraly. Mikendry ny hanamafisana ny fidirana amin’ny fisorohana, ny fitiliana ary ny fikarakarana ny VIH/Sida sy ny homamiadan’ny […]

Toamasina: Nomen-danja ireo ankizy marefo

Nisantarana ny hetsika ho amin’ny Iray volan’ny ankizy ny fidinan’ny fanjakana, amin’ny alalan’ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, tany Toamasina. Namangy ireo ankizy marefo mipetraka amin’ny akany izy ireo. Notokanana tamin’izany koa ny trano fatoriana vaovao ho an’ireo zaza tsy manan-kialofana, 5 ka hatramin’ny 8 taona, ho […]

Karakarain’ny Remapsen any Abidjan : Fivoriana momba ny aretina tsinontsinoavina miseho amin’ny tany mafana

Hisy fivoriana momba ny aretina notsinontsinoavina mpiseho amin’ny tany mafana any Abidjan, ny volana novambra ho avy izao, karakarain’ny tambajotra Remapsen. Ahitana ireo mpanao gazety misehatra amin’ny fahasalamana sy ny tontolo iainana aty Afrika izany. Fivoriana andiany fahefatra sahanin’ny Remap­sen izy ity, hanomezana vahana ny karazana aretina tsy voaresaka loatra […]