Deux ressortissants indiens, interpellés à l’aéroports d’Ivato le 7 mars avec 1,595 kg de poudre d’or, sont placés en détention provisoire dans l’attente de leur procès, à l’issue de leur audition au niveau du Pôle anti-corruption le 13 mars. Les agents de la Douane sont constamment sur le qui-vive, pour […]
Auteur/autrice : Adnews
MANDRESY JACKSON
Arabe migodana: Hafainganina ny fanonerana ny mponina
Mihaino ny mponina ny fanjakana! Ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, indray no nihaona tamin’ny vahoaka, omaly zoma, teny Anosiarivo Ambohimanga Rova, taorian’ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao, Andriamanohisoa Gérard, ny alakamisy. Mihaino sy miresaka amin’ny vahoaka voakasiky ny fanamboarana ny arabe migodana mampitohy an’ Antananarivo sy […]
VAOVAO TAMBATRA
Hojerena ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy Afrika atsimo eo amin’ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Hampitomboina ny sidina ho tonga eto amintsika na avy amin’ireo kaompaniam-pitaterana avy ao Afrika na eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Hojerena koa ny sehatry ny fitaterana an-dalamby hampandrosoana sy hanitarana ny zotra efa misy. Tsy mbola nampiditra […]
Minisiteran’ny Fambolena: Ady amin’ny kolikoly any amin’ny faritra
Napetraka ny rafitra hiadiana amin’ny kolikoly eny anivon’ny Fitantanam-paritry ny fambolena sy ny fiompiana (Drae) faritra Atsinanana. Tonga tany Toamasina, ny 5 marsa teo, ny rantsamangaikan’ny Bianco ao amin’ny minisitera Minae (UAI LCC/ Minae), nihaona tamin’ny mpiasa any an-toerana. Nohazavaina ny paikady mifanaraka amin’ny Politka ankapoben’ny fanjakana (PGE) isaky ny […]




