Auteur/autrice : Adnews

Minisiteran’ny Foloalindahy : Nahazo fampitaovana avy amin’ny fanjakana sinoa

Notontosaina teny amin’ny minisiteran’ny Foloalindahy (MFA), omaly, ny lanonana telo sosona ao anatin’ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’i Madagasikara sy Chine amin’ny alalan’ny MFA sy ny masoivohon’i Chine eto Mada­gasikara. Voalohany, ny fitokanana ny trano fampianarana teny vahiny, indrindra ny teny “mandarin” eo anivon’ny sampandraharahan’ny serasera ao amin’ny MFA. Izao fanavaozana […]

Ivato: Indianina tratra nitondra volamena 1,6 kg

Tratra teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo, omaly, ny lehilahy teratany indianina iray nitondra vovo-bolamena milanja manodidina ny 1,6 kilao. Saika handray ny sidina ET lah-852 ho any Dubai ity mpandeha ity, saingy nampiahiahy ny sampandraharahan’ny Fadintseranana ny fihetsiny. Tamin’ny alalan’ny fitsirihana ny vatana, ny fitaovana « bodyscan » no nahitana fonosan-javatra […]

Anosizato Atsinanana : Maty voatifitra Rasolobe, mpanendaka ikoizana

Tsy namelan’ny polisy raha tsy lavo Rasolobe, mpanendaka ikoizan’ny maro. Efa ela nampihorohoro ny mponina eny Anosizato Atsinanana sy ny manodidina . Lavon’ny balan’ny polisim-pirenena avy amin’ny Sag (Service anti-gang) tetsy Anosizato Atsinanana, omaly atoandro tamin’ny 2 ora latsaka fahatelony teo, Rasolo be feo. Anisan’ireo mpanendaka gagilahy sy mpampihorohoro ny […]