Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifantenana mpilalao Makis U18, izay hiatrika ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina « Aroi 2025 ». Tamin’ireo mpilalao miisa 40, nilaza ny federasiona fa 21 ihany no voafantina hiatrika ny fifantenana farany. Tsiahivina fa hatao eto Madagasikara ny Aroi, ny volana avrily. Samy laharana voalohany […]

“XXL Smatchin by Be Connect” : Lalao 9 no hisantarana ny fifaninanana

Hanomboka rahampitso, ny fifaninanana “XXL Sma­tchin by Be Connect”, andiany faha-11. Lalao 9 avy hatrany no hitranga amin’ity andro voalohany ity, raha ny fandaharam-potoana. Eo amin’ny Kianja Barea, ivelany avokoa no hanaovana ireo lalao ireo. Hifandona voalohany eo amin’ny Kianja Barea 1, ny ekipan’ny Escame sy ny FLSH, eo amin’ny […]

Baolina kitra – Fifanintsanana «Mondial 2026» : Mbola baraingo ny lisitry ny Barea de Madagascar

Mangina tanteraka ny fanomanan’ny Barea de Madagascar ny andro fahadimy hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”. Hatreto, mbola mampametra-panontaniana ny amin’ireo mpilalao hantsoina hanatevina ny Barea de Madagascar, hiatrehana ny Les Fauves an’i Centrafrique. J-13 mialoha ny hiatrehana ny fifanintsanana ny “Mondial 2026” ny Barea de Madagascar. Fihaonana hikatrohana amin’ny Les […]

INDRAY MIJERY

Notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo ny fanolorana ireo fitaovana hoentina manatsara ny kalitao sy ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny reny sy ny zaza eo anivon’ny hopitaly CHU Andohatapenaka. Fiaraha-miasan’ny fanjakana malagasy sy sinoa. Nandray ny asany ny tale vaovao misahana ny fankatoavana sy ny fiantohana ny kalitao eo anivon’ny […]