Mitohy ny fanamarihana ny « Iray volan’ny hosodoko », any Mahajanga. Nisy ny atrikasa « Famoronana portfolio », notarihin’i Irina sy Istahn avy ao amin’ny Maison d’art Wtia Sary Boeny, ny alarobia teo. Hitohy amin’ny atrikasa « momba ny maha kanto » izany ny sabotsy izao, iarahana amin’i Ma-Fia, poeta mpanao slam. Mbola mitohy ihany koa […]
Auteur/autrice : Adnews
Ho valalanamboa… : Mitady ho difotra ny kolontsain’Imerina
Iray amin’ireo kolontsaina maro fahavalo ny eto Imerina. Misy ny mikiky avy ao anaty, fa tsy vitsy ihany koa ireo mandona avy any ivelany… Raha tsy mitandrina, ho difotra tsy ho ela ny kolontsain’Imerina. Ho an’ny mpandalina tantara sy fomba ary ny hay fivoaran’ny fiarahamonina, manana ny kolontsaina mampiavaka azy […]
VAOVAO TAMBATRA
Fitaovana ahafahana miroso amin’ny sehatry ny matihanina ny fananana kolontsaim-pandraharahana. Nampiofana izany ho an’ireo mpianatra taona faharoa miisa 22 (eo anelanelan’ny 14 ka hatramin’ny 18 taona), avy ao amin’ny Collège agricole Manganoro, disitrikan’Ambatondrazaka, ny ekipan’ny DIRIDSP. Tanjona ny hahafahan’ny tanora miatrika am-pahatokisana sy am-pahombiazana ny fandraharahana miandry azy ireo aorian’ny […]
Airtel money-Baobab Bank : Azo atao ny fifanakalozam-bola niomerika
Nitondra zava-baovao eo amin’ny tontolon’ny fifanakalozam-bola niomerika ny Airtel Money Madagasikara sy ny Baobab Banky. Vita sonia, omaly, ny fiaraha-miasa ahafahan’ny mpanjifan’ny roa tonta mifanakalo vola, mandefa na misintona vola. Mora ampiasaina, tsy mila fivezivezena, haingana, tsy mifidy fotoana, ora na andro, fa azo atao foana. Amin’ny alalan’ny finday no […]
Fikambanana AFCD: Mila atrehina ny fiovan’ny toetr’andro
Niorina ny taona 2016 ny fikambanam-behivavy ho an’ny kolontsaina sy ny fampandrosoana (AFCD). Tanjony ny hitandroana ny kolontsaina sy ny tontolo iainana, mba ho fanoitra mitondra fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy eny amin’ny vondrom-piarahamonina. Nanomboka ny taona 2024, anisan’ny tena nifantohan’ny fikambanana ny fanampiana ny vehivavy any ambanivohitra hiatrehana ny fiovan’ny […]




