Nirefodrefotra ny basy teny Anosibe, boriborintany fahefatra, ny afakomaly alina. Maty tsy tra-drano ny olon-dratsy roa lahy mpanao fanafihana mitam-piadiana. Saika hanendaka polisy izy ireo. Lavo nandritra ny hetsika manokana nataonâny ekipanâny polisim-pirenena ny jiolahy roa teny Anosibe, afakomaly alina. Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eny aminâio faritra io […]
Auteur/autrice : Adnews
Ho anâny rasazy : Ilaina ny fidirana anaty Holafitra
Manetriketrika ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho anâny mpampivelona na ny rasazy, aminâity herinandro ity. Marihina any aminâny faritra Anosy izany. Lohahevitra voizina maneran-tany ny hoe, Mpampivelona iray tapitrisa fanampiny. Mampiharihary ny tsy fahampianâny rasazy maÂneran-tany izany ka anentanana ny firotsahanâny tanora hiantsehatra aminâizany asa masina izany. Tany aminâny faritra […]
INDRAY MIJERY
Handray anjara aminâny tranoheva sy famelabelaran-kevitra mandritra ny FIM 2026, nanomboka omaly hatraminâny 10 mey, ao aminâny CCI Ivato, ny minisiteranâny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Aminâny alalanâny Ivontoerana momba ny Torohay sy fahalalana siantifika ary teknika (CIDST), ny Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina aminâny Fampandrosoana ny eny […]
DĂ©pĂŽt de mĂ©dicament : Hampitomboina nyâtraikefa
Haharitra roa herinandro ny fanofanana ireo mpivarotra fanafody na DĂ©pĂŽt de mĂ©dicament, tanterahinâny INSPC etsy Mahamasina. Andiany fahafito ny fanofanana, hampitomboana ny traikefa sy ny fahaiza-manaonâizy ireo. Hampanarahana ny toetrandro ny fahalalana manaraka ny fivoaranâny karazana fanafody amidy sy ny fifehezana ny fitahirizana azy ireny ihany koa. Hanampy ireo mpitantanana […]
Fotodrafitrasa UniPod : Havadika ho asa ny voka-pikarohana
Napetraka ny fotodrafitrasa University innovation Pod (UniPod) ao anatinâny tetikasa fampifandraisana ny fikarohana eny aminâny oniversite sy ny toeram-pikarohana aminâny sehatra tsy miankina, hiteraka asa. Nanazava izany ny minisitry ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ravonimanantsoa NdaoÂhiaÂly Manda-Vy, omaly, teny Anosy. « Fotodrafitrasa mipetraka eo aminâny fitalevanâny fikarohana […]




