Auteur/autrice : Adnews

Tantara foronina: Manomboka maka tahaka ny Malagasy

Any amin’ny Radio no ahatarafana fa manana mpanoratra tantara mitohy ihany ny Mala­gasy na dia somary vitsy aza izy ireny raha oharina amin’ny mpanoratra tononkalo. Mitombo tsikelikely, anefa, ny tsikera momba azy ireo. Anisan’ny lehibe indrindra amin’izany ny fakana tahaka amin’ireo tantara na sarimihetsika vahiny. Na tsy miharihary tanteraka aza, […]

SOMBIM-BAOVAO

Hankalaza ny faha-50 taona nilomanosany tao anatin’ny taranja Volley ball, Raharimalala Léa, filohan’ny Federasiona malagasy ny taranja Volley ball amin’ity taona 2025 ity. Hetsika maro no hokarakaraina hanamarihana izany, ka hosantarina amin’ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2025, ny sabotsy 1 febroary izao izany. Tsy tafiditra anatin’ny 250 voalohany maneran-tany ny […]

Pancrace-Analamanga : Hanome aina ny taranja ny mpitantana

Tontosa ny alarobia 29 janoary lasa teo, teny An­korahotra, ny fanolorana ireo mpikambana mandrafitra ny birao hitantana ny kaomitin’ny taranja Pancrace eto Anal­amanga, tarihin’ny filohany, Nova Colombe. Hanome aina indray ity taranja ankafizin’ny tanora malagasy ity, no tanjon’ny mpitantana vaovao ary vonona ny hitondra fampivoarana, tsy ny lafiny ara-batana ihany, […]