Auteur/autrice : Adnews

Youthconnekt Africa 2025 : Sehatra hampisongadinana ny lentan’ny tanora malagasy

Hampihetsika ireo fihariana maro ny fandraisana ny “Youthconnekt Africa 2025”. Fotoana hisokafana amina tsenam-barotra samihafa. Hiteraka fampidirana vola vahiny ho an’i Madagasikara ity fihaonambe ity. Fotoana fanararaotra ho an’ireo tanora. Hotanterahina eto Mada­gasikara ny 26 ka hatramin’ny 30 novambra izao ny “Youthconnekt Africa 2025”. Nisongadina izany nandritra ny fampahafantarana nataon’ny […]

TARATRY ny KANTO

Grey, eny amin’ny La Teinturerie Ampasani­malo. Tarika iray mivoy ny gadona metal, ivondronana tanora manan-talenta ny Grey. Hizara ny sanganasany anio, manomboka amin’ny 8 ora alina ry Navalona eo amin’ny feo, Mandrindra amin’ny gitara beso, Ny Aina amin’ny amponga maroanaka ary i JT eo amin’ny gitara. Efa manana hirany manokana […]

Nix Band sy Slaide: Hizara ny revy Metallica ranofotsiny

“Metallica Celebration”. Izay no anaran’ilay seho ho­tontosaina rahampitso 1 fe­broary, manomboka amin’ny 4 roa etsy amin’ny Kudeta, Carlton Anosy. Hamerina sy hizara ireo revin’ny tarika Me­tallica ranoiray ry Nix Band sy ny tarika Slaide, mandritra izany. “Tena fanomezam-boninahitra ny Metallica avy aminay mpiondana io, sady fiarahana amin’ireo mpankafy an-dry zalahy […]

Njara Marcel: “Anatin’ny tononkira no handonana ny fon’ny olona”

Tafiditra tanteraka anatin’ny laza i Njara Marcel. Tsy mora anefa ny lalana nolalovany tamin’izay. Tafa fohy, teo anelanelan’ny fandraisam-peon’ny hira vaovao, nifanaovana taminy. Gazety Taratra(*): Efa mi­petraka izao ilay anarana Njara Marcel. Azo fintinina ve ny lalana tao anatin’ny mozika nandritra izay? Njara Marcel (-): Eny. Na­nomboka ny taona 2012-2013 […]

Lany andro: Mila havaozina ny taranja malagasy

Mianatra « malagasy » mandritra ny 12 taona, kanefa, tsy mahay teny malagasy. Mia­natra « malagasy », kanefa, tsy mahay manonona teny malagasy ny taranaka Mala­gasy. Tsy mahay manavaka ny « dr » sy ny « j ». Ny « An­dri­a­manitra » lasa « Anjemani­tra ». Ny « ianareo » nanjary « iana­rrrrrreo ». Mianatra « malagasy », kanefa, manana fotom-pisainana vahiny ny zaza sy ny an­kizy ary […]