Auteur/autrice : Adnews

Profesoran’ny Oniversite eto Madagasikara : Nanatanteraka fihaonambe tao Toamasina

Tontosa tao Toamasina, ny 13 ka hatramin’ny 19 desambra lasa teo, ny fihaonamben’ny fivondronan’ny profesora tompon-toerana sy ireo tsy raikitra (collectif des professeurs titulaires et professeurs de Madagascar) “C.P.T.P.M ” efa mpikambana na tsia. Misy andiany mbola mpianatra koa, araka ny nohamafisin’ ireo mpikaroka hamelabelatra ny voka-pikarohany ara-tsiatifika sy araka […]

SOMBIM-BAOVAO

Noho ny fahatrarana ny taom-baovao 2025, tonga niarahaba sy nirary soa ny filohan’ny Federa­siona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Andriama­nampisoa Alfred, tetsy Isoraka, omaly, ny mpilalaon’ny Barea Chan, notarihin’ny mpanazatra, ny Me Rôrô. Nanatan­teraka ny adidiny ihany koa ny avy ao amin’ny CFEM niaraka tamin’ny mpitantana azy. Araka ny fikarohana natao […]

“Afrobasket 2025”: Hidona voalohany amin’ny Ankoay i Côte d’Ivoire

Namoaka ny fandaharan-dalao amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “D”, hiadian-toerana ho an’ny “Afro­basket 2025” ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), omaly. Fihao­nana miverina ho an’ny sokajy lehilahy, tanterahina eto Mada­ga­sikara, ny 21 ka hatramin’ny 23 febroary ho avy izao. Fan­tatra fa hidona voalohany amin’ ny Ankoay ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Nambaran’ny […]

« Pureplay Football League » : Hatomboka ny voalohan’ny volana febroary

Tonga nitsidika ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, omaly, tetsy Isoraka, ireo mpikambana maro avy amin’ny CFEM. Taorian’io, nivoaka ny vaovao fa hitohy ny volana febroary ho avy izao ny PFL. Nambara ofisialy teny Isoraka, omaly, fa ha­nomboka ny 1 – 2 febroary ho avy izao ny […]