Auteur/autrice : Adnews

Electricité: les délestages suspendus, annonce la Jirama

Les délestages programmés ne sont plus d’actualité, annonce la Jirama. Grâce aux récentes pluies, la centrale hydroélectrique d’Ande­kaleka opère désormais à « pleine capacité », soit plus de 120 MW de production. Cette situation permet ainsi un retour à la normale de l’approvisionnement en électricité sur le Réseau interconnecté d’Antana­narivo (RIA) avec […]

Résultats des communales: une proclamation sous haute surveillance

Une semaine chargée pour les Forces de défense et de sécurité (FDS). Alors que les tribunaux administratifs se préparent à proclamer les résultats définitifs à partir de cette semaine, des bruits courent selon lesquels les opposants pourraient tenir des manifestations de contestations. Une situation que les FDS entendent maîtriser pleinement. […]

“Chan 2024”: nahemotry ny Caf amin’ny volana aogositra

Noho ny fotodrafitrasa any Kenya sy i Tanzania ary i Ounganda tsy mbola tomombana tsara, nanao fanambarana ny Caf fa hatao amin’ny volana aogositra ny «Chan 2024». Nandray fanapahan-kevitra goavana ny Kaon­federasiona afrikanin’ny baolina kitra (Caf), omaly halina, tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo. Notapa-han’izy ireo tamin’izanyfa ha-hemotra amin’ny volana aogositra ho […]

19 taona nanolanana an-janany: mpanao baolina malaza naiditra eny Tsiafahy

Nalefa eny Tsiafahy ny raim-pianakaviana iray nanolana an-janany vavy tetsy Ampasamadinika. Niharan’ny herisetra nandritra ny 19 taona io zanany io saingy izao vao nisy sahy nitoroka. Naiditra am-ponja eny Tsiafahy ilay mpihira sady mpanao baolina malaza eto an-toerana ha­trany ampitan-dranomasina. Niakatra fampanoavana ny alatsinainy 13 janoary teo izy. Naiditra vonjimaika […]