Auteur/autrice : Adnews

Aéroport d’Ivato: trois Chinois tentent d’exporter illicitement 105 tortues

Le trafic d’animaux endémiques de Madagascar, et particulièrement celui des tortues, se poursuit malgré les multiples arrestations. Rien que cette semaine, deux cas ont été déjoués. Après celui de Betioky Atsimo, dimanche, une autre tentative a été mise à nu, hier après-midi. Mais cette fois, les trafiquants, trois ressortissants chinois, […]

Don-tandroka

Asa re inona no hiseho? Hoy ny fanontanian’ny maro, manoloana ny zotra politika eto amin’ny firenena. Andaniny, ny mpanohitra, mandrangaranga ny tsy fanekena ny voka-pifidianana. Milaza ny hanao hetsika mihitsy ho fitsipahana ny “ fanodinkodinana ny vatony”. Hidina an-dalambe raha ilaina izany. Asa inona no koninkononina eny Bel’air eny? Efa […]

Filohan’ny Antenimierandoholona: “Ianareo vahoaka, aza manaiky ampirisihin’olona”

“Ianareo vahoaka, aza ma­naiky ampirisihin’olona. Na eo an-toerana io, na any ivelany. Ny any ivelany, tsy voakitika: inona moa no iraharahana izany? Ny eto Madagasikara, ampirisihiny ny tena, jereny fo­tsiny rehefa avy eo”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Ante­ni­mierandoholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard, ta­min’ny mpanao gazety teny amin’ny Toby Ratsimandrava, Andrefan’Ambohijanahary, […]

Fifidianana ben’ny tanàna: nolavina ny fitorian’i Tojo Ravalomanana

Notsipahin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf), Anosy, ny fitorian’ny kandidà nangataka ny fanalana an-daharana an-dRamanantsoa Harilala. Andrasana rahampitso ny didim-pitsarana. Nolavin’ny fampanoavana ny fangatahana fanintsanana an-daharana ny kandidàn’ny Irmar amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna eto Antananarivo, Ramanantsoa Harilala. Fitoriana nataon’ny kandidà isany: Razafinjoelina Tahina sy i Gascar Fenosoa, ary […]

Novelesina tamin’ny hazo: vehivavy bevohoka voaroba 1 200 000 Ar

Lasan’ny jiolahy ny vola mitetina 1 200 000 Ar, an’ny renim-pianakaviana iray tao Amborovy, kaominina Mahajanga, ny alahady 12 janoary, teo. Avy nivarotra, namonjy ny lalana fodiany toy ny mahazatra ilay ramatoa mitondra vohoka. Nitondra moto izy. Narahin’ny olon-dratsy anefa, voavelin’ny hazo tampoka avy aoriana io vehivavy io. Niongana teny ambony moto, […]