Auteur/autrice : Adnews

Avotra ilay zazavavy: mpaka an-keriny roa voasambotra

Voasambotry ny mpitandro filaminana ny mpaka an-keriny roa lahy tao Amboasary Atsimo, ny 11 janoary teo. Nitondra fitaovam-piadiana, nentin’ireo olon-dratsy ilay zazavavy, tamin’io andro io, tao amin’ny fokontany Maroa­sara, kaominina Amboasary Atsimo. Tsy mbola nitaky lelavola tamin’ny fianakavian’ilay zazavavy nalainy an-keriny ireo olon-dratsy, araka ny loharanom-baovao. Taorian’ ny tranga fakana […]

Varo-maizina: roa lahy nahatrarana sokatra 24 sy rongony 10 gony

Zana-tsokatra ahina ho lany tamingana miisa 24 sy rongony 10 gony indray saron’ny zandary tao anatin’ny fiara tsy mataho-dalana, tao Betioky-Atsimo, ny 12 janoary teo. Roa lahy voasambotra. Karazan-tsokatra fantatra amin’ny anarana siantifika “Astrochelys Radia­tas” tra-tehaky ny zandarimaria teny amin’ny lalam-pirenena fahafolo, tao Andohasatra, kaominina Tameantsoa, distrika Betioky Atsimo, ny […]

Hommage aux soldats du feu

L’incendie qui s’est déclaré le samedi ma­tin à Analakely, ayant embrasé trois bâtiments à étages, a montré une fois de plus le rôle essentiel joué par ceux qu’on appelle les soldats du feu et plus connus sous le nom de sapeurs-pompiers dans la lutte qu’ils mènent contre les incendies. Pourtant, […]