Auteur/autrice : Adnews

Fifidianana ben’ny Tanàna: 200 mahery ny raharaham-pitsarana

Maherin’ny 200 ireo fitoriana momba ny fifidianana ben’ny Tanàna voarain’ny Tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf), etsy Anosy. Anisan’ny efa notsaraina teny an-toerana ireo fitoriana maherin’ny 60 avy any amin’ny faritra Bon­golava sy ny any Itasy ary koa ny eto Analamanga. Samy andrasana amin’ny famoahan’ny Taf ny voka-pifidianana ofisialy […]

Nogiazan’ny zandary: depiote nahatrarana dingadingana

Fiara tsy mataho-dalana roa an’ny solombavambahoaka iray teo aloha nogiazan’ny zandarimaria fa nahatrarana dingadingana «cocombre de mer» tsy ara-dalàna, teny amin’ny lalam-pirenena faha-6, omaly. Niainga avy ao amin’ny distrikan’Analalava saika hihazo an’Ambanja ireo fiara miisa roa ireo. Nanao ny asa fisafoana sy fitsirihana eny anivon’io lalam-pirenena io, saron’ny zandary ny […]

Barea de Madagascar: les noms des cinq finalistes pour le poste de sélectionneur, ont fuité

Malgré les efforts du président de la Fédération malgache de football (FMF), Alfred Randriamanampisoa, de ne pas divulguer les informations relatives au processus de recrutement du nouveau coach des Barea de Madagascar, les noms des cinq techniciens de la liste finale ont fuité. Les techniciens retenus dans la liste finale, […]

Ambositra: velaran-tany 10 ha ravan’ny afo

Nisehoana doro tanety tao Ampitsatohana, Andriantsihy, Analambehivavy sy Antani­mihetry fokontany Andrano­vory, kaominina ambani­vohitr’Ambositra II, afakomaly maraina. Nidina haingana teny an-toerana namono ny afo nanampy ny fokonolona ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Ambositra niaraka tamin’ny ekipan’ny Sampan­draharaham-paritra misahana ny tontolo iainana. Tomba­nana ho 10 ha ny velaran-tany may, nahitana kininina, […]