Ny fiadiana ny ho tompon-dakam-paritra, ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany Atsimon’i Afrika no hisantaran’ny Federasiona malagasin’ny tenisy ny taona 2025. Ny ITF/CAT Southern African Junior. Fihaonana ho an’ny sokajy zandriny, U14 sy U16, lahy sy vavy. Hampiantrano izany i Namibia ka hatao ao amin’ny Kianja ao Windhoek ny fihaonana, […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby – “XXL Top 12” : hanala vela amin’ny FTM ny Uscar
Hitohy etsy Andohatapenaka ny fifaninanana nasionalin’ny taranja rugby, diviziona voalohany, federaly I, ny faran’ny herinandro ho avy io. Fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray sy ny Uscar. Lalao hiendrika famaranana kely. Hotanterahina ny alahady ho avy izao, etsy amin’ ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahafolon’ny fiadiana ny […]
TARATRY ny KANTO
Lasa any Rodrigues i Faby Belamaky sy Rajery. Handray anjara amin’ny “Festival Kréol”, izay tontosaina manomboka anio hatramin’ny 8 desambra ho avy izao izy ireo. Anisan’ireo mpanakanto nasongadin’ny “Festival Angaredona” i Faby Belamaky, ary ireo mpitendrin-dRajery toa an-dry Zo, Lepa, Jery ary i Finoana. Tsy hatoro ireo mpankafy ny mozika […]
Volana desambra : Mahazo vahana indray ny zava-bahiny
25 desambra, fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy, ho an’ny kristianina. 31 desambra, fanatanterahana ilay lanonana faran’ny taona sy fiarahabana ny taona vaovao! Tsy misy na iray amin’ireo aza ka an’ny Malagasy. Tsy fomba, tsy kolontsaina, tsy finoana malagasy… Fa, nentina nanomezana vahana ny fotokevi-bahiny. Natao hampitahorana sy hanabadoana ary hanadontoana ny […]
Rock sy ny vokatry ny tany : Hiray sehatra ry Jeneraly sy Tselonina
Samy tarika nanana ny lazany tany amin’ny taona 80 tany. Nitohy hatramin’izay izany, satria manohy hatrany ny mozika na Ingahibe Tselonina na ny tarika Jeneraly. Hiaraka an-tsehatra izy ireo ny zoma 6 desambra izao, manomboka amin’ny 20 ora alina, eny amin’ny Aqua Marine, Antsavatsava Itaosy. Azo lazaina fa indray nihira […]




