Nanamarika ny “Thanksgiving” ny masoivoho amerikanina, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa anatiny sy ivelan’ny masoivoho, omaly, tetsy Andranomena. Anisan’ny fety lehibe indrindra any Etazonia ny “Thanksgiving” satria tsy manavaka fiaviana na finoana… fa ny Amerikanina rehetra no miara-mankalaza izany. Raha ny soatoavina dia fotoana fanomezana fisaorana sy fankasitrahana ny namana sy havana….Tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fitsindromana zava-mahadomelina: tanora sy ankizy 80 mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida
Miha midina hatrany ny salan-taonan’ny tanora sy ankizy mitsindrona zava-mahadomelina eto Madagasikara. Anisan’ny fototra iray manaparitaka ny tsimokaretina VIH/Sida anefa ny fanaovana izany. Mahatratra 1 580 ireo olona mitsindrona zava-mahadomelina raisin’ny ONG Ainga/Aides an-tanana hatramin’izao. Mitondra tsimokaretina VIH/Sida avokoa ny 80 mahery amin’izy ireo ary efa manaraka fitsaboana. Miha midina […]
TARATRY ny KANTO
Fampirantiana saripika, ao amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Sanganasan’i Aina Zo Raberanto sy Henitsoa Rafalia, mpaka sary sady mpanao gazety, ireo haranty manomboka anio, amin’ny 7 ora alina. Arahina seho hataon’i Lock & Dee sy Ranto Niaina izany, hanasana ireo mpankafy ny kanto marolafy. Rock ranoiray, eny amin’ny Food La City […]
Tanàna avon’Antananarivo: Haranty ao amin’ny LMA ireo sary taloha
«Mémoires et images». «Tadidy an-tsary», lohahevitry ny fampirantiana eny amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha, izay nisokatra omaly izy ity. Fampirantiana saripika miisa 38, maneho ny hakanton’ny tanàna avon’Antananarivo izany. Sary nalaina tany amin’ny tapany voalohany tamin’ny taonjato faha-19 ireo, izany hoe, nanamarika ihany koa ny fanombohan’ny firoboroboan’ny saripika teto Madagasikara. Nosafidian’ny […]
Festival « Won Together de Sotchi 2024 »: Azon’i Lova Nantenaina ny «Vladislav Mikoshi Victory Award»
Ankoatra ny kalitao teknika. Anisan’ny mampiavaka ity horonantsary ity ny vontoatiny sy ny fahaiza-manao amin’ny fanatontosana horonantsary. Lasan’i Lova Nantenaina ny amboaran’ny “Vladislav Mikoshi Victory Award”» nandritra ny fifaninanana iraisam-pirenena «Won Together de Sotchi 2024» natao tany Rosia, ny 19 hatramin’ny 23 novambra teo. Omaly kosa no nampahafantarina ny amin’ny […]




