Niara-niasa nanomboka ny taona 2021 tamin’ny JCR groupe, mpanodina ny vokatra voajanahary avy amin’ny zavamaniry « Vaniala », Andriambololona Hajanirina Zo, judoka, mpikambana ao amin’ny ekipam-pirenena malagasy ho an’ny latsaky ny 78kg. Nandritra ny fanomanana ny Tournoi des Mascareignes tany La Réunion, nanao fiomanana ara-batana tamin’ny fitiliana azy momba ny fahasalamana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Famarinana olombelona: mbola mila ezaka ny fanasaziana ny nahavanon-doza
Nisongadina nandritra ny fihaonan’ny masoivohon’i Etazonia misahana ny fanaraha-maso ny ady amin’ny famarinana olombelona, i Cindy Dyer, sy ny solontenan’ny governemanta malagasy fa mbola mitaky ezaka betsaka ny fanasaziana ireo olona mahavanon-doza amin’ity sehatra ity. Anisan’izany ny fanitsiana ny lalàna tamin’ny taona 2014 iadiana amin’ny famarinana olona. Mba hahazoana antoka […]
Amadia: Diabetika ny 40% ny olona latsaky ny 40 taona
Mihatanora ireo olona manana toe-batana diabetika eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao. “Manomboka eo amin’ny faha-40 taona ny olona iray vao nisy diabeta sokajy faharoa taloha, efa voa avokoa ny 40% ny olona latsaky ny 40 taona amin’izao fotoana izao”, hoy ny tale eo anivon’ny Amadia, Dr Ramamonjisoa Haja, tetsy Faravohitra, […]
Vikina sy Harea: 22 tapitrisa dolara hiatrehana ny ambana sy ny fiahiana ara-tsakafo
Hiasa any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy ny tetikasa vaovao “Vikina sy Harea”. Vola mitentina 22 tapitrisa dolara no hanatanterahana izany. Hiatrehana ny fihariana ara-tsakafo ho an’ireo mponina marefo no tanjona. Hanatanteraka tetikasa roa mifantoka amin’ny fahaizana miatrika ambana sy ny fiahiana ara-tsakafo eto Madagasikara ny USAID. Io no nambaran’ny lefitry […]
INDRAY MIJERY
Ahitana fiakarana misongadina indray ny tahan’ ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo ka mety hankarary ny olona rehetra. Avo enina hatramin’ny valo heny ny fetran’ny OMS avokoa ny refy rehetra voaray. Ao anatin’ny telo andro ho avy, vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo ka mety mankarary […]




