Auteur/autrice : Adnews

Andriantsizehena Benja Urbain : “Tsy misy intsony ny fanajana ny etika matoa leo politika ny olona”

Mihamahazo vahana miandalana ny hoe tsy miankina amin’ny fanaovana politika amin’izao. Nahoana? Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny RPSD, Andriantsizehena Benja Urbain. ” Matoa ny olona miteny hoe leo mpanao politika, tsy misy intsony ny fanajana ny etika.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny tsy miankina mihamahazo vahana sy […]

TARATRY ny KANTO

“Tolo-tanana hoan’i Rira”. Haneho firaisankina amin’ny alalan’ny fampisehoana ireo mpanakanto maromaro. Hontotsaina ny zoma 15 novambra izao io, etsy amin’ny Le Glacier Analakely. Hatao hanampiana amin’ny fitsaboana an’i Rira ny vola azo. Ity farany izay mpanakanto avy any Mahajanga, tompon’ilay hira “Baban’i Roukia”, nalaza tany amin’ny taona 90 tany. Taorian’ny […]

“Nofy Maitso » andiany fahatelo : mivelatra amin’ny zavakanto hafa ny hetsika

Tanterahina nanomboka omaly hatramin’ny 17 novambra izao, any Toamasina, ny hetsika “Nofy Maitso- Festival de Slam poèsie et écologie”. Hetsika ara-javakanto natao hanentanana ny fikajiana sy fanarenana ny tontolo iainana izy ity. Hisy ny fifaninana ara-javakanto maro samihafa, toy ny « Slam poèsie », ny hira, ny dihy ary teatra. Mpiangaly ireo […]

Ratsy taiza ny Malagasy : very hasina ny mpanabe

Tafiditra ho anisan’ny mpanabe ny mpampianatra, ray aman-dreny, mpitarika fikambanana isan-tsehatra, ireo mpitantana isan-tsokajy, mpanoratra, mpikirakira sy mpanaparitaka vaovao (haino vaky jery), ny mpanakanto sy ny kanto ataony, sns. Samy ahitana sy miaina ny fahaverezan-kasina avokoa izy ireny matoa tonga amin’izao fahapotehana izao i Madagasikara. Very hasina noho ny fanivaivana […]

“B Live Seho” : ho sehatra hampivelatra bebe kokoa ny mozika

I Bolo sy i Mashmanjaka no hanomboka ny andiany voalohany. Azo itarafana ny mety ho endriky ny “B Live Seho”, izay andiam-pampisehoana kasaina hitohy, hanokafana ny mozika malagasy, izany. Manan-talenta saingy tsy ampy ny sehatra ivelaran’ny tanora. Fa­heno matetika anatin’ny fanehoan-kevitra izay. Vahaolana iray hoentin’ny Be Bose amin’izany ny “B […]