Tsy nitsanga-menatra ny klioba mpikarakara tamin’ny andiany voalohan’ny fifaninanana “Fight Cage”, notontosaina teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Taranja Jiujitsu Breziliana, pancrace ary K1 no nitranga nandritra izany. Teo amin’ny Jiu-jitsu, voahosotra ho ekipa mendrika ny Guerreros, mpikarakara, ary azon’i Riano (Guerreros) sy i Tafita (Guerreros) ny […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tany Mahajanga, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Taekwondo WT. Nisongadina ny ligin’Analamanga, izay nandrombaka medaly volamena miisa 81. Hatramin’izao, ny fifaninanana nasionaly ihany no azon’ny Federasiona atao. Satria, tsy mbola nahazo ilay “code” iraisam-pirenena hahafahana mandefa atleta any amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena izy ireo. […]
Klioba RCTS: hisokatra amin’ireo taranja hafa
Nankalazaina ny alahady lasa teo, teny Imamba, ny faha-12 taonan’ireo mpanohana sy mpiara-miasa amin’ny klioba Rugby club tanora Soavimasoandro (RCTS). Ho fanamarihana izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy, teny an-toerana, ny kianja basikety, izay sady afaka hilalaovana volley-ball sy handball ary ny mini-foot. Nambaran’ny filohany, Andrianarisoa Avotra, fa hivelatra amin’ny taranja […]
Handball – “IHF Trophy cadet” : raraka ny Akio de Madagascar
Tsy afaka manohy ny diany intsony ny Akio de Madagascar, sokajy cadet, eo amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”, taranja handball. Faharesena fanindroany no azon-dry zalahy. Mbola lavon’i Guinée indray teo amin’ny andro faharoa ho an’ny fifanintsanana isam-bondrona. Tsy mihiratra ho an’ny Akio de Madagascar, sokajy cadet, mihitsy ny masoandro eo […]
INDRAY MIJERY
Araka ny tombana nivoaka ny taona 2018, amin’ny vehivavy 100 manao fitiliana ny vozon’ny tranon-jaza, fito no tratran’ny homamiadana amin’io taova io. Aretina mifandraika amin’ny fomba fiaina ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza noho ny tsimokaretina mifindra amin’ny alalan’ny firaisana ara-nofo, araka ny fanazavan’ny mpitsabo. Tetikasa iarahan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny […]




