Une question de plus en plus légitime à la lecture de la situation de la compagnie d’eau et d’électricité ces derniers temps. Et pour cause, jamais la situation ne s’est autant dégradée que ces derniers jours, en matière de coupures intempestives de l’électricité. Il en est de même pour l’approvisionnement […]
Auteur/autrice : Adnews
Indignation des magistrats: toutes les activités sont suspendues ce jour
Toutes les activités des magistrats dans toute l’île cesseront ce jour. Telle est la décision du Syndicat des magistrats de Madagascar (SMM) suite à la décision du ministère de suspendre quatre (4) Substituts du Procureur près du Tribunal de Première Instance (TPI) d’Anosy de leurs fonctions. La levée de cette […]
Imerintsiatosika : tafapetraka ny vato fototry ny kaomisarian’ny polisy
Tafapetraka ny alakamisy 31 oktobra 2024 teo, ny vato fototry ny kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina Imerintsiatosika. Tafiditra indrindra amin’ny vinan’ny Filoham-pirenena momba ny fampandrosoana mifototra amin’ny fijerena lavitra sy ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana izany. Eo koa ny fanorenana tanàna vaovao izay ahitana ireo biraom-panjakana maro ilain’ny vahoaka, toy ny […]
Naiditra am-ponja: tratra i Degany, nitifitra ny vadin’i Benjakely
Saron’ny polisy i Degany sy ny namany izay tsy iza fa ireo jiolahy nanafika ny vadin’i Benjakely, mpanao Cash point, teny Manjaka Ilafy. Lasan’ireo mpanafika tamin’izany, ny vola 20 tapitrisa Ar mahery… Naiditra am-ponja vonjimaika ny sabotsy teo rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo jiolahy telo voarohirohy ho tompon’antoka tamina […]
Asief : mitohy ny ady amin’ny mpikarama an’ady
Nifarana ny faran’ny herinandro teo, ny taom-pikatrohana 2024, ho an’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires). Maro ny lesoka tamin’ity taona 2024 ity saingy hiezaka hanatsara, indrindra ny lafiny fikarakarana ny biraon’ny Asief, araka ny nambaran’ny filohany, Andrianarison Jhone Love. Ezaka mitohy ihany koa ny hanenjika ireo mpikarama […]




