Tsy zoviana amin’ny rehetra intsony ny Tropy Jeannette, raha eo amin’ny tontolon’ny teatra. Mbola nasehon’izy ireo hatrany izany maha izy azy izany nandritra ny seho nataony omaly. Notanterahina omaly, teny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba ny seho «… io no tarik’ Andriatinarivo” notontosain’ny Tropy Jeannette. Hira samihafa no nentin’izy […]
Auteur/autrice : Adnews
Profesora Randriamiarintsoa Tsimba : “Teknikam-pambolena anisan’ny tsara sy nianga teto Madagasikara ny SRI”
Sehatra iray anisan’ny manana ny maha izy azy sy tena tokony hanana ny toerany ny fambolem-bary eto Madagasikara. Somary ahitana lesoka anefa izany ankehitriny, noho ny antony maro. Profesora Randriamiarintsoa Tsimba, manam-pahaizana sy nandalina manokana mahakasika ny fambolena, indrindra ny fambolem-bary. Ankoatra izay, mpanolotsaina manokan’ny tetikasa «SRI 2030», izay tetikasan’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Notanterahina nandritra ny fivoriana ho an’ny komity nasionaly mitarika ny fandaharanasa Fampandrosoana ny tanàn-dehibe (Padeve), ahitana ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, niaraka tamin’ireo minisitera voakasika, ny famaranana ny lisitr’ireo fotodrafitrasa mila havaozina sy hamboarina ao anatin’ny faritra enina. Antsiranana, Fianarantsoa, Toliara, Antsirabe, Mahajanga sy Toamasina no voakasik’ity […]
Mialoha ny fampielezan-kevitra : azo atao ny manangona olona hanohana kandidà
“Ny mampahafantatra ny tenany sy ny vinan’asany no azon’ireo mpirotsa-kofidina atao amin’izao, ary manangona olona hanohana azy ireo. Manao ny fombafomba rehetra hananganany ny ekipany hahazoany mandeha amin’ny fampielezan-kevitra izy ireo amin’izany. Tsy voarara izay”. Io ny fanazavan’ny sekretera mpanatanteraky ny Ceni, Rakotondrasoa Tseheno, teny Alarobia, tamin’ny faran’ny herinandro teo, […]
Asa ihany no mahavelona
Ny vola, hono, no fototry ny ratsy rehetra. Na ny fitiavana azy na ny tsy fananana azy… Ny fitadiavana, mahazaka maniraka. Tsy inona fa fahantrana no antony sy fotony. Saika izay fahantrana izay no manosika sy manesika amin’izao karazana asa ratsy tsy ampoizina rehetra izao? Vitan’ny sasany amin’izao izay […]




