Samy manana ny olana sedrainy ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina momba ny ady amin’ny tsimokaretina VIH/Sida. Iraisana ny fahatsapana fa tokony hatsaraina ny famatsiana fanafody sy ny fitiliana ary ny fijerena manokana ireo olona mitsindrona zava-mahadomelina. Haharitra hateloana ny fivoriana faha-20 iraisan’ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina momba ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Rakotondravao Sarobidy : Kandidà natolotry ny Irmar
Nampahafantatra ny maha kandidà ho ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambato, distrikan’Ambohidratrimo azy, Rakotondravao Sarobidy. Kandidà natolotry ny Irmar, nahazo ny laharana voalohany anatin’ny biletà tokana. Vinany ny hitondra fampandrosoana eny amin’ny tontolo ambanivohitra sy hijery manokana ny vahoaka eny ifotony. « Manondro ny hetsika sy politika rehetra ny fanatsarana […]
Saika hamidy : ankizy varira iray avotry ny zandary
Sarona tao anaty vela-pandriky ny zandary tao Anilobe Vohitrambo, distrikan’i Vangaindrano, ny alatsinainy teo, ireo mpaka an-keriny, tompon’antoka tamina fakana an-keriny ankizy varira iray. Lasan’ireo dahalo mpaka an-keriny ny sabotsy 12 oktobra 2024 lasa teo ity ankizy varira valo taona ity, tao Mahitsy, fokontany Fotsivato Lohafary, Vangaindrano. Niroso tamin’ny fikarohana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hatao rahampitso, eny amin’ny foibe toeran’ny Malagasy rugby Andohatapenaka, ny antsapaka hahalalana izay hifandona eo amin’ny ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompondaka «Top 20». CRAI, Rosa, FTAT, JSTA, CEA, 3FAI, XV Avenir, XV Fa, no hiatrika izany. Lalao hatao ny 10 novambra ho avy izao, ao amin’ny Kianja Malacam. Notanterahina nanomboka […]
« Ligue des Champions 2025 » : hanala vela amin’ny Bayern ny Barcelone
Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianjan’ny Olympique Lluis Companys Espagne, ny fifanandrinan’ny Fc Barcelone, klioba espaniola, sy ny FC Bayern Munich, Alemà. Lalao izay tafiditra amin’ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions 2025 (LDC)”, taranja baolina kitra. Mbola manala vela amin’ireo bavaroa ny ekipa mpampiantrano amin’ity fihaonana […]




