Auteur/autrice : Adnews

Fihaonana an-tampon’ny SADC: Hanampy an’i Madagasikara i Afrika Atsimo

Hanampy an’i Mada­gasi­kara i Afrika Atsimo amin’ny fikarakarana ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny Sadc, aogositra 2025. Fan­tatra izany taorian’ny fanoloran’ny ambasadaoro vaovaon’i Afrika Atsimo eto Madaga­sikara ny taratasy fanendrena azy tamin’ny filohan’ny Re­pob­lika, Rajoelina Andry, teny Iavoloha, omaly. Manana traikefa amin’ny fandraisana fo­toan-dehibe toy izany ry zareo. Eo amin’ny fifandraisana […]

Rabevahiny Elia : “Hanahirana raha avela hanjaka ny tsy miankina”

Tato ho ato, mahabe adihevitra eo amin’ny tontolo politika ny fihenan-danjan’ny antoko politika. Na ny fahazoan’ny mahaleo tena na tsy miankina vahana miandalana… Manana ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia: “Hanahirana raha tsy foana fa avela hanjaka ny tsy miankina, fa ny tombontsoa manokana no lasa mibaiko ny […]

TARATRY ny KANTO

Hivoaka rahampitso ny “Tantara taloha”, hiran’i Rak Roots. Hira efa noforoniny tamin’ny taona 2017 izy ity, izay havoakan’ny tarika natsangany, ho fanomezam-boninahitra ity mpanakanto ity. Tokony hankalaza ny faha-32 taonany rahampitso mantsy i Rak Roots, ka rariny loatra raha hampifanojoana amin’ izay ny fivoahan’ity hira ity. Fanombohana ihany, fa hisy […]

Taona 2025 : hanampy ny mpanao klasika ny Madagascar Mozarteum

Anarana tsy afaka miala eo amin’ny fampiroboroboana ny mozika klasika eto Mada­gasikara ny Madagascar Mo­zarteum izay mandia ny faha-14 taonany ankehitriny. Tafi­ditra ao anatin’ny tanjona tratrarin’izy ireo, ny hanome tosika ireo mpanakanto na tarika miangaly mozika klasika, ny taona 2025. Afaka mandefa ny momba azy sy ny fandaharam-potoanany, amin’io taona […]