Noraisina ny fahavitan’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-44, tapany faharoa, (Amboasary-Vohidiala: PK 60 – Pk 133), ny 17 oktobra teo. Tsiahivina fa nanao ny asa ny orinasa sinoa CRBC, fa namatsy vola ny asa kosa ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny tetikasa Pact. Nitombo avo telo heny ny vokatra ronono ary […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampandrosoana : hiara-hiasa i Madagasikara sy ny CCCC
Voaresaka nandritra ny fihaonan’ny filoham-pirenena tamin’ireo delegasionin’ny China Communication Construction Company (CCCC), omaly, teny amin’ny Lapan’Iavoloha ireo fotodrafitrasa goavana hapetraka eto Madagasikara. Vinam-piaraha-miasan’ny roa tonta ny hamboarina ny « route du soleil » mampifandray an’Antsiranana sy Taolagnaro. Lalana mirefy hatrany amin’ny 2 000 km izay hanamora sy hanafaingana ny fivezivezen’ny olona sy ny […]
Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny AFD : hisitraka fotodrafitrasan’ny Padeve ireo tanàn-dehibe
Miditra amin’ny andiany faharoa ny Fandaharanasa fampandrosoana ho amin’ny fandrindrana ny tanàn-dehibe (Padeve2). Nankatoavina tetsy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany(MFFT), omaly, izany. Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny MFFT, Randriamananjara San drina, fa anisan’ny hisitraka fotodrafitrasa iarahana amin’ ny AFD ny ao Antsiranana, Fianarantsoa, Antsirabe, Toliary, Toamasina ary Mahajanga. “Hisitraka […]
INDRAY MIJERY
Nosokafana teny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana, ny sabotsy teo, ny taom-piasan’ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara (MTEM) 2024-2027, sy ny taom-panabeazana 2024-2025. Natolotra, nandritra izany, ireo mpitarika rehetra teo amin’ny Mpanazava, Tily, ny komity lehibe ary ny firaisan’ny mpanazava sy Tily Tranainy ary Sakaiza . Nofanina ireo mpiantsehatra mahakasika ny fampisakafoana […]
Faritra Amoron’i Mania : Betsaka ny olona voan’ny bilarziozy
Ao anatin’ny vanim-potoan’ny maintany, manomboka ny volana aogositra hatramin’ny oktobra, ny fotoan’ny ady amin’ ny fangerena sy famaniana ankalamanjana, fototry ny aretina bilarziozy na takilodrano. Entanina ny olona hampitsahatra izany satria rehefa tonga ny rotsakorana, kaohin’ny riaka ny tay sy ny fivalanan-drano ka lasa eny amin’ny renirano, tanimbary ary lakandrano […]




