«Misy ny etika sy ny deontolojia momba ny fitsipi-pitondran-tenan’ny miaramila. Tsy misy baiko avy amin’ny fitondram-panjakana sy ny fitantanana eto anivon’ny Tafika Malagasy ny asa ratsy nataon’ireo miaramila voarohirohy tamin’ilay raharaha fanafihana teny Ambodihady», hoy ny fanazavan’ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Razafitombo Maminirina Ely, omaly raha nitondra fanazavana […]
Auteur/autrice : Adnews
Andohatapenaka : Mpitondra moto voahitsaky ny fiara
Nandrika ny ra tetsy Andohatapenaka. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray teny ann-toerana, omaly hariva tokony ho tamin’ny 5 ora. Niseho teo akaikin’ny fiantsonan’ny taxi-be, eo amin’ny hopitaly manara-penitra ny loza. Lehilahy iray nitondra moto no naratra mafy voahitsaky ny fiara, zotra 159, teny an-toerana. Raha ny fanazavan’ireo olona nanatri-maso ny […]
Dahalo am-polony nitam-piadiana nanafika : Zaza mainty dimy maty voatifitra, takalonaina iray avotra
Notafihan’ny dahalo ny tanàna tao amin’ny kaominina Mahazomà ny alin’ny alahady teo. Raikitra ny fifanjevoana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ny dahalo. Vokany, maty voatifitry ny olon-dratsy ny zaza mainty dimy. Takalonaina iray avotra soamantsara. Zaza mainty dimy lavon’ny olon-dratsy ka nanara-dia ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona tao amin’ny […]




