Tanterahina anio, eny amin’ny Zone Zital Ankorondrano, ao anatin’ny fampirantiana «Antso ho an’ny tontolo miaina», ny fampisehoana dihy iarahana amin’ny Flow mouvement. Ahitana soradihy maneho ny fitarainan’ireo zavaboahary mahakasika ny fahasimban’ny tontolo iainana ny hetsika. Tanjona ny hampahatonga saina ny olona mahakasika ny fahasimban’ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny zavakanto. Tena […]
Auteur/autrice : Adnews
Fetin’ny Repoblika : hisy velakevitra arahina seho hataon’ny Kolontsaina Mainty
Mandray andraikitra amin’ny fiainam-pirenena ihany koa ny mpanakanto. Ho tohin’ireo hetsika efa fanaony, hankalaza ny andron’ny 14 oktobra, « Fetin’ny Repoblika », ireo mpanao rap mivondrona ao amin’ny Kolontsaina Mainty. «Eh, avia aloha manabokona atidoha, fa ny fahantrana ara-tsaina, hoy aho, mitarika ny fahantrana ara-bola ihany koa a». Fanentanana nataon’i Bolo na Ra-Loob […]
FANTINA sy FINTINA
Hentitra ny depiote Raholdina Naivo. “Voaroaka tsy ho TGV intsony ireo mpikambana eo anivon’ny antoko ka tsy manohana ny kandidàn’ny Irmar, Ramanantsoa Harilala”, hoy izy tao amin’ny fahitalavitra iray. Nohitsiny fa tsy tokony hiseho intsony ny fiverenana eo anivon’ny vovonana aorian’ny fifidianana. “Tsy misy toerana ho an’ny mpikarama an’ady aty”, […]
Loholona Tsiebo Mahaleo : «Mitambatra hanakorontana ny mpanohitra»
“Mitambatambatra hanakorontana ry zareo”, hoy ny fanehoan-kevitry ny loholona Tsiebo Mahaleo Richard V., teny Anosy, afakomaly, momba ny mpanohitra amin’izao fiatrehana fifidianana kaominaly izao. Ny fanakorontanana voalohany, tamin’ny taon-dasa: mody mirotsa-kofidina; avy eo, milaza tsy hanao indray. Ny andrimpanjakana nametrahana antontan-taratasy firotsahan-kofidina no hoe tsy atokisana. Efa famitam-bahoaka izay. Nilaza […]
Tsy efan’ny irery !
Raha ny zava-misy amin’izao fotoana izao dia maro ny ezaka ataon’ny mpitondra fanjakana ho an’ny sosialim-bahoaka. Tsy maharaka ny filan’ny mponina anefa ny tolotra homena, indrindra betsaka ny zary vonjitavanandro fotsiny. Natao hamonjena ny hamehana, hany ka tsy mahavaha ny tena marary. Tsara ny ezaka fa mbola misimisy ny […]




