Auteur/autrice : Adnews

Fisedrana olana sy fanilikilihana : afaka manova izao tontolo izao ny ankizivavy raha tohanana amin’ny maha zatovo azy

Mbola raiki-tapisaka mandrak’ankehitriny, ny tsy fitovian-danja eo amin’ny zatovovavy sy ny zatovolahy. Antony mahatonga izany ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao ary ny hevi-draikitra maro isan-karazany misy eo amin’ny firenena. Afaka manova izao tontolo izao anefa ny zatovovavy raha tohanana amin’ny maha zatovo azy. Niray feo ny firenena rehetra nandray […]

VAOVAO TAMBATRA

Voaresaka nandritra ny fihaonana an-tampony momba ny « initiative ceinture bleue », andiany fahatelo, tany Maraoka ny famokarana sy fanomezana asa manga hiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro. Vonona hiara-kiasa amin’ireo firenena aty Afrika rahateo Madagasikara hikajiana ny tontolo an-dranomasina. Miamafy ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina. Tapaka in-telo farafahakeliny ny herinaratra ao […]

Airtel Africa : manana anjara amin’ny toekarena ny mpanabe

Ankalazaina isaky ny 5 oktobra ny Andro maneran-tany ho an’ny mpanabe. Loha­hevitra tamin’ity taona 2024 ity ny hoe, « Mampianatra ilaintsika ho an’ny fanabeazana tadiavintsika, tena ilain’izao tontolo izao hamenoana ny tsy fahampian’ny mpampianatra ». Tanjona ny hahazoan’ny ankizy tsirairay fanabeazana misy kalitao omen’ny mpanabe manetry tena sady mahaleo tena. Mahatsapa izany […]

Miandry fahagagana

  Nanaitra sy nahavelombelo ny filazan’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, omaly, fa anio dia anio no hisy vahaolana entiny ho an’ny jiro sy rano eto Antananarivo. Iza no tsy ho faly raha nahare izany ? Efa ho lava sy mankaleo tanteraka ny zava-misy iainana. Tena hoe fatiantoka tsy fantiantoka amin’ny seha-pihariana […]