Auteur/autrice : Adnews

Fankalazana ny Andro maneran-tany: mivoatra manaraka ny toetrandro ny Paositra malagasy

Manana tolotra samihafa manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ny Paositra malagasy. Laharam-pahamehana ho azy ny fanakaikezana ny mpanjifa sy ny fanomezana fahafahampo ny rehetra. Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny Paositra malagasy. Manome fahafahampo ny mpanjifa hatrany izy manoloana ny fivoaran’ny serasera ara- teknolojia. Tolotra vaovao hiarahany amin’ny […]

Ambodinisotry : trano hazo dimy may

Kilan’ny afo ny trano hazo miisa dimy tetsy Ambodinisotry, omaly maraina. Naharay antso avy amin’ny tsara sitrapo ny sampana mpamonjy voina. Nanomboka tamin’ny 2 ora sy 19 minitra ny firehetana. Nifehy ny afo tsy hiparitaka tamin’ny manodidina ny mpamono afo. Naharitra ora roa sy sasany ny faharetan’ny famehezana ny afo. […]

Resitory ny mpamily : Kamiaobe roa nifandona

Trano lehibe iray no notrongisin’ny kamiaobe iray feno entana tao amin’ny fokontany Beteheza, kaominina ambanivohitr’Analavory, distrikan’i Miarinarivo faritra Itasy (RN1), omaly maraina tamin’ny 4 ora sy 30 mn. Raha ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny zandary, resintory tampoka teo ambony familiana ny mpamilin’ny kamiaobe iray tany amin’ny ankavanan-dalana ka nifatratra tamin’ny […]

Nandroba volabe tao anaty kamiao : polisim-pokontany nikotrika ny fanafihana

Polisim-pokontany na “quartier mobile” no atidoha nikotroka ny fanafihana kamiao tao Tsiroanomandidy. Nalevin’izy mirahalahy tao an-tokotany ny ampaham-bola nangalariny. Niaiky heloka fa nanome ny loharanom-baovao rehetra ka nahatontosa ny fanafihana kamiao iray ny andrimasom-pokonolona voasambotra tao Tsiazompaniry, kaominina Ambalanirana, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny 7 oktobra teo. Niray tendro tamin’ny rahalahiny io […]