Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Nihena ho 4 300Ar ny kilaon’ny siramamy mena raha toa ka 4 800Ar izany teo aloha. Maha­velombolo ny mpanjifa, indrindra ny fitantanana isan-tokantrano, ny zava-misy. Tsiahivina fa efa tafakatra hatrany amin’ny 5 500Ar ny kilaon’ny siramamy tamin’ny taon-dasa ka nampikaikaika ny mponina. Tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toliara ireo vary nafarana avy any Pakistan […]

Agroekolojia : fiatrehana ny haintany any Atsimo

Ampiharin’ny mponina any Atsimo ny fomba fambolena agroekolojika. Tanjona ny ahafahana miatrika ny haintany sy ny tsy fanjarian-tsakafo. Teknikam-pambolena vaovao mahazaka ny haintany ny agroekolojia. Fam­bolena amina velarantany 10 ha farafahakeliny. Manodidina ny 2 hatramin’ny 3 taona ny fa­havelomany, ka azon’ny mponina atao sakafo ny vokatra ary atao kitay ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Farany ary manana isa 0, amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena taranja rugby, sokajy vehivavy « WXV III », izay tontosaina any Dubaï, ny Makis Ladies, amin’izao fotoana. Ny zoma ho avy izao moa ity ekipam-pirenena malagasy ity no hifanandrina amin’i Samoa. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) tao amin’ny tambajotran-tseraseran’izy ireo, […]

Baolina kitra, vehivavy – « Cosafa » : Vondrona « B » ny misy an’i Madagasikara

Notontosaina, omaly, tany Johannesburg Afrika Atsimo, ny antsapaka ahafantarana ireo mpiray vondrona amin’ny fifanintsanana baolina kitra, sokajy vehivavy, ho an’ireo firenena aty amin’ny faritra Afrika Atsimo Atsinanana “Cosafa 2024”. Ao amin’ny vondrona “B” ny misy ny ekipam-pirenena Barea de Mada­gascar. Hifandimby hihaona amin’ny ekipantsika amin’ izany i Malawi, Botswana ary […]

Fanatanjahantena : hisy fiofanana ho an’ny mpanazatra

Tonga nitsidika ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah, ny alatsinainy lasa teo, tetsy amin’ny biraony, Ambohijatovo, ny masoivo­hon’i Allemagne miasa eto Madagasikara, Oliver Knoerich. Nifampiresaka mahakasika ny fampivoarana ny fanatanjahantena sy ny tanora izy ireo tamin’izany. Nisy ny vina izay napetraka ka anisany ny hisian’ny […]