Nanjakan’ny Malagasy ny dingana faharoa tamin’ny « Tennis Tour Juniors” J-30, ho an’ny sokajy zandriny. Lasantsika avokoa ny amboara rehetra niadiana tamin’izany. Niavaka anefa ny pao-droa vitan’i Mirija, sokajy lehilahy. Nifarana ny sabotsy teo, teny amin’ny Kianja Club Olympique de Tananarive (COT) Ilafy, ny dingana faharoa amin’ny “Tennis Tour Junior” J-30. […]
Auteur/autrice : Adnews
Sombim-baovao
Ho fampandrosoana ny fanatanjahantena any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, nisy ny fihaonan’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS) tamin’ireo solombavambahoaka avy any amin’iny Faritra iny, ny talata lasa teo, teny Ambohijatovo. Tapaka nandritra izany ny hanamboarana fotodrafitrasa manara-penitra any amin’ireo distrika mbola tsy nisitraka izany. Eo ihany koa ny […]
Beach Volley-Mada: nisongadina ny ekipan’Atsinanana
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, Beach volley. Nisongadina ny ekipan’ Atsinanana, na teo amin’ny vokatra izany, na teo amin’ny isan’ny mpandray anjara. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy lehilahy, i Anthonio sy i Hasina izay nandresy an’i Nico sy i Willot, tamin’ny seta […]
“Can 2025” – Barean’i Madagasikara : Mpilalao efatra mirahalahy naverin’ ny mpanazatra
Hiditra amin’ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny ady tapakila handraisana anjara amin’ny” Can 2025”, ny Barea de Madagascar, amin’ity volana ity. Hanao lalao mandroso sy miverina amin’i Gambie izy ireo, ny 11 sy ny 14 oktobra ho avy izao, any Maroc. Afaka andro vitsy, izany hoe, ny 11 sy ny […]
TARATRY ny KANTO
Nodimandry, ny faran’ny herinandro teo, i Riri Barijaona. Izay no anarana nosalorany amin’ny maha mpanao hatsikana azy. Ny fakana tahaka ny feon’olona maro, indrindra ireo mpanentana amin’ny onjam-peo tamin’izany fotoana no tena talentany. Mpanentana fandaharana tamin’ny onjam-peo rahateo koa i Baritiana indray no nahafantarana azy tamin’ny fandaharana “Ny talentanay ankizy” […]




