Nahitana diabe ho amin’ny ady ateraky ny fahalotoan’ny rivotra nanodidina an’Anosy sy Mahamasina, omaly. Narahina fanentanana sy fampisehoana maro samihafa izany tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Nandraisan’ny tanora, fikambanana, mpiasa isan-tsokajiny teo eo anivon’ny governemanta sy ny maro hafa anjara ny hetsika. Fotoana nahafahana niara-nientana sy nandray andraikitra hisorohana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Ankoatra ny mari-pahaizana akademika : mila miofana ny mpanabe ahazoana ny diplaoma arakasa
« Fanomezana lanja ny feon’ny mpampianatra mizotra amin’ny fifanarahana ara-tsosialy vaovao ho an’ny fanabeazana » no lohahevitra nentina namarika ny Andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra sy ny mpampiofana, ny faran’ny herinandro teo. Napetraky ny Unesco sy ny OIT ny 5 oktobra 1966 io Andro maneran-tany io, izay niompana indrindra amin’ny fanomanana ny […]
Faha-25 taonan’ny CSLA : Klioba valo no tonga namaly ny antso
Nankalazaina teny amin’ny Epp Anosivavaka Ambohimanarina, ny sabotsy lasa teo, ny faha-25 taonan’ ny klioba tolona “Club sportif lutte Ambohimanarina (CSLA)”. Ho fanamarihana izany, nisy ny fifanintsanana izay nokarakarain’izy ireo ho an’ny mpikatroka tolona sokajy zandriny, U13 ary U11, lahy sy vavy. Klioba valo no namaly ny antso tamin’ity hetsika […]
Basikety-N1A: nanao pao-droa ny ekipan’ ny GNBC
Nifarana omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A 2024, taranja basikety. Nanao pao-droa ny ekipan’ny Zandary, tamin’ity fifaninanana Elites 8 ity. Samy norombahin’ny GNBC avokoa ny fandresena, teo amin’ny sokajy lehilahy sy vehivavy. Raha hiverenana izay vokatra izay, nandresy ny MB2ALL Analamanga, tamin’ny isa 77 […]
Daka AN-JORONY: ny feno tsy mikobana, olo-mahay tsy miebo
Raha hendry tsy manebaka, raha mahay manoro. Teny mitondra anatra mahery vaika izany. Matetika any amin’ireo lazaina fa «grand maître», tsy amin’ny haiady ihany fa amin’ny taranjam-panatanjahantena rehetra mihitsy, no misy ny fahendrena sy fahaizana. Any amin’izy ireo hatrany ny mpianatra no manontany raha misy zavatra tsy azo na te […]




