Auteur/autrice : Adnews

Ramamimampionona Gérard : “Tena diso na tsy araka ny tokony ho izy ny fanaovantsika politika”

Misy ny fanahiana korontana politika amin’izao? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fiatrehana fifidianana amin’izao: “Tena diso na tsy araka ny tokony ho izy ny fanaovantsika politika”. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny tontolo politika amin’izao fa misy ny fanahiana korontana? Ramamimampionona Gérard (-): Tena […]

TARATRY ny KANTO

Hiaka-tsehatra any Berlin ry Erick Manana sy Jenny. Hilalao ao amin’ny « Kirche auf dem Tempelhofer Feld » izy ireo ny sabotsy ho avy izao. Hanaraka azy amin’izany i Passy eo amin’ny valiha, Miriam Lormes eo amin’ny alto ary i Hery Andrianasolo hilalao ny angorodao. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-15 […]

Tsy ho afa-mandroso : miandry vahiny hatrany ny Malagasy

Tsy manam-bola matoa omen’ny vahiny famatsiam-bola. Tsy manam-bary matoa manafatra vary. Tsy manana manam-pahaizana matoa miondrika eo anatrehan’ny zava-boalazan’ny vahiny, sns. Saika tsy ananan’ny Malagasy sy i Madagasikara avokoa ny zava-drehetra matoa voasokajy ao anatin’ny firenena farahidiny eto ambany masoandro. Miaina ao anatin’ny fahantrana lalina. Na fomba fiteny tsy nipoitra […]

“Festival The Court Behind” : handray anjara i Rova Andriantsileferintsoa

Fandraisan’anjara fanintelony amina fifaninana eo amin’ny tontolon’ny horonantsarimihetsika saingy voalohany koa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ity, ho an’i Rova Andriantsileferintsoa. Hotanterahina ao La Réunion, ny 1 hatramin’ny 5 oktobra 2024, ny “Festival The Court Behind”, andiany fahenina. Fifaninana­na natao ho an’ireo Afrikanina mpanatontosa sarimihetsika, mpila ravinahitra. Miisa 13 ireo mpandray […]