Auteur/autrice : Adnews

Fanisana biolojika ny biby : ahafantarana ny toetry ny ala sy ny isan’ny biby monina eto Madagasikara

Ilaina sy manan-danja goavana eo amin’ny firenena iray ny fanisana biolojika atao amin’ireo biby sy ireo karazan-javamaniry misy eto Mada­ga­si­ka­ra. Fomba iray ahafantarana ny toetry ny ala, ny isan’ireo biby mi­aina sy monina any anaty alan-java-boahary ary ny fahasalaman’ny natiora ny antony hanaovana ny fanisana biolojika. Maro ny antony ilaina […]

VAOVAO TAMBATRA

Manomboka androany ka hifarana ny alahady izao ny « foire des produits halieutiques » andiany fahefatra, etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. Hisongadina mandritra ireo fotoana ireo ny karazana hazandrano sy ny famokarana eto amintsika. Kitro ifaharan’ny fampiroboroboana ny toekarena rahateo ny jono. Mikasa ny hamita ny lalàna vaovao momba ny fizahantany sy […]

Zéro karbona : Ezaka ho fitaratra i Madagasikara

Fanamby apetrak’i Mada­ga­sikara ny hanafoanana ny fisian’ny entona karbona, entina hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro. Voakasik’izany koa ny ankizy. Nandray anjara tamin’ny fivoriana avo lenta mahakasika ny lohahevitra “net zéro carbone”, ao anatin’ny fivoriambe iraisam-pirenena ny Firenena mikambana andiany faha-79, any New York, ny minisitry ny Rahara­hambahiny, Rafaravavitafika Rasata, sy ny […]

Tsy asa fa kabary !

  Raha nahazatra hatrizay ny filazana ho « asa aloha fa tsy kabary », dia mivadika ny rasa amin’izao fotoana izao. Napetrapetraka noho ny finamanana sy ny valibabena ny ankabeazan’ny nomem-pahefana hanatanteraka eto amin’ny firenena. Sanatrian’ny vava poakaty, tsy hita izay asa mivaingana fa lany andro amin’ny fisehosehoana sy ny fandokafan-tena. Toy […]

Fiovaovan’ny toetr’andro : natsangana ny fandaharanasa Global Shield against Climate Risks

Hitondra vahaolana ho fanampiana sy fanohanana ireo vondrom-piaraha-monina marefo manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro ny Global Shield. Nisy ny atrikasa nandritra ny roa andro nametrahana ireo tanjona apetraka. Tapitra omaly, ny atrikasa fampahafantarana ny fan­daharanasa «Global Shield against Climate Risks», fiaraha-miasa iraisam-pirenena ahitana ireo firenena mandroso mivondrona ao anatin’ny G7 sy […]