Ramatoa iray hita faty tao an-tranony, ao Ambohitsoanandriana, fokontany Soalanitra Ambohitrambo, distrikan’ Arivonimamo, omaly maraina. Nahazo fampandrenesana vao maraina, tamin’ny alalan’ ny sefo fokontany ao Soalanitra ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-paritra Arivonimamo momba ny fisian’ity olona hita faty ity. Nentina haingana teny an-tranon’ilay renim-pianakaviana niharam-boina ny zandary niaraka tamin’ny dokotera […]
Auteur/autrice : Adnews
Voaendaka teny Anosiala : mpitondra taxi-moto vaky loha
Sady vaky loha no very vola ny mpitondra taxi-moto iray lasibatry ny jiolahy teny Alakamisy-Anosiala, afakomaly alina. Niainga teo amin’ny faritry ny 67 Ha izy sy ny mpandeha iray. Nitondra io olona io nizotra niankandrefana niaraka amin’ny moto. Tsy nanampo na inona na inona ity mpanao taxi-moto ity kinanjo nitondra […]
Taksiborosy nivadika : roa namoy ny ainy, folo naratra mafy
Olona roa matin’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny RN4, afakomaly. Mpandeha 10 naratra mafy. Ankoatr’io, mpitondra bisikileta iray maty tetsy amin’ny lalam-baovoa Ivato. Zaza valo taona ny iray tamin’ireo olona roa matin’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, PK 202+ 500, fokontany Manjakavaradrano, kaominina Mahatsinjo, distrikan’i Maevatanana. Ny alin’ny alatsinainy 23 septambra no […]




