Nisongadina indray ny vehivavy malagasy mpilalao tenisy nandritra ny fifanintsanana “ITF World Tour Junior J30”, izay natao tany Ghana. Nahazo ny laharana voalohany tamin’ny olon-droa miaraka izy, raha nampian’ilay ganeanina, Sisu Makena Tomegah. Nifarana omaly, tany Accra Ghana, ny fifanintsanana iraisam-pirenena taranja tenisy, “ITF World Tour Junior J30”, sokajy lahy […]
Auteur/autrice : Adnews
Sombim-baovao
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny “Critérium des ceintures noires”, taranja karate. Hetsika nokarakarain’ny UKCM, teo ambany fiahian’ny Federasiona malagasin’ny karate-do. Teny amin’ny ANS Ampefiloha no nanatanterahana ity fotoana natokana ho an’ny tepana mainty ity. Niditra tamin’ny andro faharoa, ny faran’ny herinandro teo, ny “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny […]
Karate-Analamanga : mpikatroka 200 nifaninana
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’ Analamanga, taranja karate. Mpikatroka 200, avy amin’ny seksiona 8, no tonga nandray anjara nandritra izany, ka niady ny tompondaka. Tafakatra avy hatrany hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, hatao any Toliara, ireo tompondaka isaky ny […]
Rugby – «Top 12 Mada»: nisaraka ady sahala ny TFMA sy ny 3FB
Tsy nisy ny mpandresy teo amin’ny TFMA Ankasina sy ny 3FB Fahasalamana, nandritra ny andro fahenina hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Top 12 Mada”, taranja rugby. Nisaraka ady sahala ny roa tonta, lalao nampitsanga-mitoetra ireo mpijery. Nitohy tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fifaninanam-pirenena, ho an’ny taranja rugby “Top 12 […]
TARATRY ny KANTO
Efa lany ny faran’ny herinandro teo avokoa ny tapakilan’ilay seho “Mena Masoandro”. Mbola amin’ny zoma 27 septambra izao anefa ity seho iarahana amin’i Olombelo Ricky, ao amin’ny La City Ivandry, ity. Nandefa fialantsiny ho an’ireo tsy nahatratra intsony ry zareo mpikarakara ao amin’ny RDJ. Tsy misy azo atao ho an’izay […]




