Auteur/autrice : Adnews

Candidature aux communales rejetée: Ravalomanana rattrapé par le fisc

Candidat déclaré à la mairie de la capitale, l’ancien président Ravalomanana voit son ambition heurtée par le fisc. En effet, son dossier de candidature vient d’être rejeté faute de régularisation fiscale. «Manque du certificat délivré par l’administration fiscale attestant la régularisation fiscale du candidat à la mairie». Telle est la […]

indostria : miantoka ny 15% ny harinkarena faobe

Manana karazana akora fototra azo trandrahina sy azo haodina i Madagasikara ho an’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny toekarena eto an-toerana. Anisan’ny miantoka ny fampandrosoana ny firenena ny fananany orinasa mpanodim-bokatra, hialana amin’ny fanafarana entana. Miantoka ny 15% ny harinkarena faobe rahateo ny indostrian’ny famokarana eto amintsika. « Kendrena ny hampiakarana […]

VAOVAO TAMBATRA

Tokony hanafatra vary 430 000 taonina i Madagasikara ho an’ny taom-pamokarana 2024-2025 noho ny fatiantoka eo amin’ny famokarana sy ny tinady. Vinavinaina ho 3,410 tapitrisa taonina ny famokarana anatiny, raha toa 3,840 tapitrisa taonina kosa ny tinady. Na izany, tokony hahatratra 5,880 tapitrisa taonina ny famokarana amin’ity taona ity, raha 5,320 […]