Goavana ny andraikitra miandry ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra mahakasika ny tontolon’ny Indostria eto amintsika. Mila mametraka drafitrasa mazava hanafainganana ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny sehatry ny Indostria ny minisitera. Tafiditra ao anatin’izay fanampiana izay ny orinasa mpanodim-bokatra ao anatin’ny fotoana fohy. Tanjona ny hialana amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Imvavet : naiditra vonjimaika am-ponja ny tale teo aloha
Voasaringotra amin’ny lafiny fanodinkodinam-bola ny tale teo aloha an’ny Imvavet, misahana ny vaksiny ho an’ny biby. Niakatra teny amin’ny Bianco sy ny Pac ny raharaha. Naharay fitarainana ny Birao miady amin’ny kolikoly (Bianco), mahakasika fanodinkodinam-bola nataon’ny tale teo aloha, nitantana ny Ivontoerana malagasy misahana ny vaksiny ho an’ny biby (Imvavet). […]
Volley-« Open 2è Division » : hanao famaranana ny ASI sy ny VBCD
Hotanterahina anio, eny amin’ny kianja mitafon’Ankatso, ny lalao famaranana ho an’ny “Open 2é division Analamanga”, taranja Volley-ball, sokajy lehilahy. Hifanandrina amin’izany ny ekipan’ny ASI sy ny VBCD. Raha ny voka-dalao tamin’ny manasa-dalana, omaly, nandresy ny CSA, tamin’ny seta 3 no ho 0 ny VBCD, raha toa ka seta 3 no […]
Baolina kitra – D2 Nasionaly: hotolorana lelavola 12 tapitrisa Ariary izay tompondaka
Mitotaly 30 tapitrisa Ariary ny loka hozaraina amin’ity fifanintsanana “D2 Nasionaly World Cola Ligue des Champions” ity. Mahazo amin’izany ireo klioba telo voalohany sy ireo mpilalao mendrika ary ny mpanazatra nahita vokatra tsara indrindra. Nampahafantarin’ny mpitantana eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) oma-ly, tetsy amin’ny orinasa Star Andraharo, ny […]
Toamasina: mikatona amin’ny 10 ora alina ny toeram-pisotroana
Tsapa ho nihena ny tsy fandriampahalemana any Toamasina, tao anatin’ny 20 andro lasa izay. Taorian’ny fanapahan-kevitra tsy maintsy hanakatonana ny toeram-pisotroana sy fandihizana rehetra amin’ny folo ora alina, nanomboka tamin’ny 21 aogositra lasa teo. “Mbola ho tohizana hatrany ny fanakatonana ireny toerana ireny”, hoy i Benandrasana Cyril, Prefen’i Toamasina, raha […]




