Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Sarotra be ny mamondrona olona noho ny fanaovana politika tsy misy ideolojia, raha ny fijerin’ny mpikamban’ny birao politikan’ny antoko Humaniste-écologiste, Ralambomahay Toavina. Vokany, mety ho marobe ny kaominina tsy misy kandidà ho ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina na ho kandidà tokana. Tsy mino ny antoko politika ny Malagasy matoa miparitaka be […]

Minisitry ny Raharaham-bahiny : «Mihamarin-toerana i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena»

“Mihamarin-toerana i Ma­dagasikara na eto amin’ny faritr’i Afrika na any amin’ny sehatra maro samihafa”, hoy ny tatitry ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, teny Anosy, omaly, ny amin’ny fifandrai­san’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Betsaka ireo fivoriana iraisam-pirenena efa noraisina. Vao herinandro vitsivitsy izay, nandray ny Cop 11. Handray ny […]

Tonon’andro hanavaozana

  Hanomboka ny alatsinainy izao ny asa mafy ho an’ny zaza malagasy, satria hanomboka ny fanatanterahana ny fandaharam-pianarana. Hiditra tanteraka anatin’ny taom-pianarana sy ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana ny mpianatra. Samy miezaka manao izay ho afany, handehanan’ny zaza any an-tsekoly ny ray aman-dreny. Raha ny zava-misy dia hifandrombahana ny mandefa ny […]

Mampitandrina ny Ceni : «Tsy mbola misy resaka fanemorana fifidianana izao»

Nitondra fanazavana momba ny feo miely amin’ny fanemorana ny fifidianana ben’ny Tanàna ny mpampakatenin’ny Ceni. Tsy mbola misy resaka momba izany, araka ny filazany. “Manoloana ny fanazavana nentin’ny tena amin’ny maha mpampakatenin’ny Ceni tao amin’ny RFI, diso ny filazana fa ny datin’ny fifidianana 11 desambra no eritreretin’ny Ceni hahemotra”. Io […]

TSELATRA

Lehilahy iray hita faty natsingevan’ny rano teny Ambohimanambola, omaly hariva. Tsy fantatra ny antony nahafaty io olona io hatreto. Nidina ifotony ny tomponandraikitra teo anivon’ny fokontany voakasika nizaha ny vatana mangatsiaka. Voasambotry ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana ny mpamaky trano iray tao amin’ny fokontany Mahaimandry, kaominina Ambohijanaka, ny 11 […]