Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy Vétérans, taranja basikety, ny BC Blindé sy ny MMBC. Nandresy ny BCR tamin’ny isa 49 no ho 47 ny BC Blindé, raha toa ka isa 38 no ho 31 no nandavoan’ny MMBC ny ASVD Fitefa. Nanomboka omaly, any Antsirabe, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy […]
Auteur/autrice : Adnews
JJB – seminera : nizara ny traikefany ny Sensei Séraphin
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Dojo Rama Antohomadinika, ny seminera niarahana tamin’ny Sensei Séraphin, taranja haiady Jiu-jitsu Breziliana. Feno tanteraka ny fandaharam-potoana ho azy ireo nandritra izany. Natomboka tamin’ny fizarana traikefa “GI”, narahan’ny seminera “No-Gi” sy ny “Open Mat” nandraisan’ireo mpizaika tamin’ny seminera anjara. Nofaranana tamin’ny fampiakarana grady […]
Amboaran’ny Caf : Raraka ny Elgeco Plus na nanao ady sahala aza
Nanao ady sahala tany an-tanin’olona ny solontenan’i Madagasikara, Elgeco Plus de Madagascar, tamin’ity fiadiana ny amboaran’ny Caf ity. Nisaraka tsy nisy nitoko, 0 no ho 0, tamin’ ny CD Lunda Sul izy ireo, omaly, nandritra ny lalao miverina. Tsy tafita amin’ny dingana manaraka amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf, ny ekipa […]
TARATRY ny KANTO
Fiantsana tononkalo tetsy amin’ny CGM. 15 tamin’ireo 20 mianadahy nandray anjara no tafakatra amin’ny dingana famaranana. Nahababo ny seho sy fiangalian’izy ireo ny tononkalo teny ambony sehatra ka antony nahatafakatra azy ireo. Fomba iray hampirisihina ny olon-drehetra ho tia sy hankafy ny tononkalo ny hetsika tahaka izao. Tanjona ny hanomezan-danja […]
Tarika Mage 4 sy i toky : nahafapo ny mpankafy ny seho voalohany
Tonga maro nanatrika ny seho natolotry ny tarika Mage 4 tetsy Mahamasina ireo mpankafy azy ireo hatramin’izay. Feno tanteraka ny Kianjan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahatena Mahamasina, omaly. Fotoana nampisehoana sy nihiran’i Toky voalohany teo anatrehan’ireo mpankafy. Nampitondraina ny lohateny hoe : “Hatramin’ny farany”. “Nateraka ho ato amin’ny tarika Mage 4 ny […]




